Mila fanazavana
1. vegas
(
09/02/2004 12:58)
Maninona nareo an, samy hanaiky hiaraka iany, de mapiandry elabe vao hanaiky nefa efa kobo. Tokony efa be no vita nandritra izay fotoana zay nefa. Sa mba mody mampifila kely aloha? hihihi. laozy mampifila eo ara fa de eo no raisina fa ataovy tsara.
répondu par fijo le 18/02/2004 16:40
2. lema
(
09/02/2004 14:13)
tena marina zany ry akama a!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 10/02/2004 02:13
3. xxx
(
09/02/2004 15:38)
ka tsy tia zany matoa tsy maharitra kah! za ohatra rehefa tiko de ataoko izay ahazoana azy é! ianareo koa anie mba misy mapifila koa fa tsy de izahay irery ihany é!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 10/02/2004 03:38
4. donemaskit
(
09/02/2004 16:08)
fa inona nefa no mahamaika ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 10/02/2004 04:08
5. ikaretsaka
(
09/02/2004 17:37)
io maimaika io ihanyno tsy nampanidina ny akoho
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 10/02/2004 05:37
6. fijo
(
10/02/2004 11:02)
ka may radone a.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 10/02/2004 11:02
7. vegas
(
10/02/2004 13:29)
maika satria tia! mbola tsy tena tie elahy zany matoa tsy maika.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vegas le 11/02/2004 01:29
8. donemaskit
(
10/02/2004 15:55)
zany an ? misy an'zany nga ao @ Baiboly ry nao, koa raha tsy any Las Vegas isika koa !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 11/02/2004 03:55
9. fijo
(
11/02/2004 20:21)
raha ny baiboly no arahan'ialahy radone,dia izao dia matoria fa tsy misy azo arahana ao.ny fiainana jerena.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 11/02/2004 08:21
10. xxx
(
11/02/2004 10:57)
Izaho aloha vehivavy fa ny zavatra tsikaritro dia samy mampifila daholo ihany ! fa ny mahagaga dia mbola hafa mihintsy ny fifankatiavana ny olona taloha sy ny ankehitrio! tsy mifampatoky, tsy mifanaja, tsy dia misy fitiavana laotra fa vao mihoana dia any @ fandriana no tanjona! aza gaga raha veivety dia lefy ilay fitiavana fa tsy maharitra e! diniho tsara izay teniko izay! mahazo ny mamy ry zalahy dia veloma ry zavavy!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 11/02/2004 22:57
11. vegas
(
11/02/2004 11:39)
Mbola taloha ihany koa ary zany fandriana teneninao zany.
Ka zao nge ry reto e: lazaina, ary hita tokoa, fa mihazakazaka be ny fotoana nefa maninona no mbola miandry ela vao manaiky, nefa samy hanaiky iany?
Ka zao nge ry reto e: lazaina, ary hita tokoa, fa mihazakazaka be ny fotoana nefa maninona no mbola miandry ela vao manaiky, nefa samy hanaiky iany?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vegas le 11/02/2004 23:39
12. rinakely1
(
11/02/2004 12:39)
ny joba ry se tsy azon'ny je t'aime indray mitoraka zany an! mbola mandalo étape ny fitiavany vo hafaka ny hanaiky izy!
fa matoa tonga d poince @ voalohany defa atovy ao an-donao fa aventure fotsiny no ilaina na ny volanao na zé b intéret any @ nao!
mazava v ny fanazavana?
fa matoa tonga d poince @ voalohany defa atovy ao an-donao fa aventure fotsiny no ilaina na ny volanao na zé b intéret any @ nao!
mazava v ny fanazavana?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 12/02/2004 00:39
13. xxx
(
11/02/2004 13:41)
Le oe mampifila kosa aloha mafy be e! Ekeko fa misy tokoa ny mampifila fa tsy ny tsy manaiky am-boalohany rehetra no mampifila. Matoa izy miandry dia misy antony ao. Mbola miandry izy hoe afaka matoky anao ve izy fa efa be no nianana...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 12/02/2004 01:41
14. vegas
(
11/02/2004 14:09)
Rinakely1 a! amiko an, ny tena fitiavana dia tsy mila étape étape zany. Fa io ry rinakely1 na vao mifanojo fotsiny ny maso de efa mety ho samy tafalatsaka an. Sa disoinao ny teniko? tsy maninona na disoinao ko aza fa zay ny ahy no mba eritreritro.
Ra lé resaka oe aventure teneninao, efa samy mailo daolo tsika fa aza mataotra enao. lol. Tsisy vola mivôka zany eo aki a hihihi. Sipa garofantsy zany tsy mahovoka na kely akory aza.
Ra lé resaka oe aventure teneninao, efa samy mailo daolo tsika fa aza mataotra enao. lol. Tsisy vola mivôka zany eo aki a hihihi. Sipa garofantsy zany tsy mahovoka na kely akory aza.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vegas le 12/02/2004 02:09
15. xxx
(
11/02/2004 17:15)
ka zay le mahavoa zay! nareo ellà anie na mailo aza afaka manandrana anzao rehetra zao eh (kapaina tsy hita fery) fa rah sipa kosa alou az d omena tsiny rah tsy maintsy mamolaka alou vao miroboka! ny halalin'ny rano tsy maintsy tsapaina kou!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 12/02/2004 05:15
16. jhouhlambout
(
11/02/2004 18:06)
Dia tena tia mitsapatsapa tokoa nareo izany. Koa maninona raha tsy tsapatsapaina koa?
17. fijo
(
12/02/2004 10:30)
eny wa letsy.maninona raha avy dia mba mahatoky e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/02/2004 10:30
18. vegas
(
12/02/2004 18:38)
Fa angaha folaka lay mampifila kay ny tena marina? ary odianay folaka ndray nareo ra zay no tedavinareo an! lol
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vegas le 12/02/2004 18:38
19. xxx
(
12/02/2004 15:09)
aona ndray moa nareo be tetika be ty eh!(lol) nareo anie fantatray foana refa mody folaka zay eh! ary ny loza d nareo manao, matanty zahay, fa refa nareo kosa alou no anaovan'ny vevavy démos kely de fanina tanteraka mitsy nefa samy hifanaovana ihany! tsapaina ny rano mba ahafantarana ny stratégie itondrana anareo any @ le tanjona! zay le izy ange! aiza ary nareo zany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 13/02/2004 03:09
20. fijo
(
13/02/2004 09:16)
inona anefa ilay tanjona intondrana any?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 13/02/2004 09:16