Iza?

1. tambatra ( 07/02/2004 09:25)
Iza amin-tsika no tsy tia mozika?
répondu par jhouhlambout le 13/03/2004 20:21
2. ikaretsaka ( 08/02/2004 10:54)
tsy za aloha e
3. donemaskit ( 09/02/2004 09:10)
za tia mozika, fa tsy tiako ny mozika vendrana : kitoatoa na natao hamidy fotsiny (HH, dance, ... )
4. ikaretsaka ( 09/02/2004 17:44)
marina dia marina io
5. fijo ( 11/02/2004 09:06)
arakarany io ka.misy tiako,misy tsy tiako,fa mety ho tian'ny sasany.
6. jhouhlambout ( 13/02/2004 17:22)
Mila mihaino ny hiran' i Tovo j'hay nareo aloha
7. donemaskit ( 13/02/2004 17:45)
fa manin no Tovo Jay?
8. donemaskit ( 14/02/2004 09:46)
avy mihaino Tovo Jay dia tsy tia mozika tsony ve ?
9. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:52)
hirahira sy mozika.. no natao hiarahantsika ve?
10. fijo ( 18/02/2004 09:36)
tsy mbola henoko izany ry zalahy fa toa inona a.
11. donemaskit ( 18/02/2004 16:16)
nga tsy Lali na Nanie moa no mihira an'zany ?
12. fijo ( 19/02/2004 09:18)
tara be ny tenanay e.ampio kely.
13. aladin ( 27/02/2004 16:31)
hi hi hi 'zany letsy refa fariana any ivelany any fa tsy mba mody aty dago@izay an.Sady mpihira any @nareo any tsy favy noho ny aty dago ange e!
14. donemaskit ( 27/02/2004 20:27)
hita koa, ny anay ve ry ngah Tragédie lava no re!!
15. nananie ( 27/02/2004 10:49)
Hafaka manova radio anie Donemaskit e!
16. fijo ( 28/02/2004 09:10)
aza masiaka moa ry nananie a.marina kosa io lazainy io,fa ireny foana no heno raha vao mandefa radio.
17. fijo ( 28/02/2004 09:14)
tena aza mamely letsy ry aladin a.tsy fidiny anie e.
18. jhouhlambout ( 13/03/2004 20:21)
Lé hiran'i Tovoj'hay iny é:
Raha toa ianao ka tia mozika....
Miaraka @ Nanie,bodo,.....sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1702