fialam-boly
1. lema
(
06/02/2004 14:57)
ny fampirafesana dia anisan'ny fialam-boly mahafinaritra ho an'ny sasany
répondu par fijo le 05/03/2004 11:35
3. lema
(
06/02/2004 15:16)
misy mantsy olona samy efa miteraka samy efa manambady dé miaraka aty @ sisiny dé in ny evitrareo @ zany
5. lema
(
06/02/2004 15:23)
zavatra efa tokony ho fantatra ny toetran'ny tsirairay alohan'ny akana vady azy,raha ny fahitako an-zany zao de le olona efa nahatratra ny vadiny nampirafy in-betsaka taloha dé mbola namikitra sy nandefitra ihany
7. rinakely1
(
06/02/2004 17:19)
nareo wa aza mampirafy zany ntsony fa mbola hanenenareo mankony io fa tohizo ihany e!
8. rinakely1
(
06/02/2004 17:20)
mampirafy zany amiko aloha tsy fialam-boly fa mankarary loha fotsiny e!
11. ikaretsaka
(
07/02/2004 10:14)
misy antony ao matoa ataony... mety fialamboly ohatran'ny tenin'i lema, mety antony ara psy. tsy mahampiana ara-pil... sy fitiavana sns...
arakaraka ilay tian'ilay olona mampirafy io
arakaraka ilay tian'ilay olona mampirafy io
