Vaha-olana
1. ratsiraka
(
03/02/2004 15:31)
Ao fa vitako ny manarina ny toe-karena...
répondu par fijo le 27/04/2004 20:35
2. kally
(
03/02/2004 17:34)
Arosoy ny paik'adinao ary ho jerenay aloha!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 04/02/2004 05:34
3. hery
(
04/02/2004 20:22)
Fika tsara koa ny an-dRatsiraka...
Tahaka ny fomba mahazatra.
Idirana daholo ny lohahevitra rehetra eto @ serasera (ohatran'lé fomba taloha hoe niditra direct t@ problème rehetra tao Dago... hatramin'ny colera ka hatramin'ny valala izay samy nanana ny ministera mpiahy azy).
Ny anton'ilay fidirana @ lohahevitra rehetra anefa tsy hoe hitondra vahaolana mazava (ohatran'ny taloha ihany) fa fankalazana tena sy fitadiavana point (ohatran'ny tamin'ny taloha hoe propagandy politika sy fitadiavana vola fanampiana avy any Ivelany)...
Niova ve ratsiraka?

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 04/02/2004 08:22
4. kally
(
04/02/2004 20:15)
Izaho manohana io fomba fijerin'i Hery io mihitsy.Marina izany volazanao izany!
Aviavy mivatravatra avy any izy tsy hita hoe ahoana.Tsy misy soritr'asa mazava na inona ,andraso ary ho jerentsika ny manaraka.
Aviavy mivatravatra avy any izy tsy hita hoe ahoana.Tsy misy soritr'asa mazava na inona ,andraso ary ho jerentsika ny manaraka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 04/02/2004 20:15
5. fijo
(
06/02/2004 16:37)
toe karena narendrikao nandritran'ny 26 taona ve,ho ainao intsony ny hanova azy,fa mba resaka hiverenana izany ka atao.aza dia mandreratena loatra,fa efa hain'ny olona ilay fika e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 06/02/2004 16:37
6. ratsiraka
(
07/02/2004 17:11)
Fika inona?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ratsiraka le 08/02/2004 05:11
7. fijo
(
13/02/2004 10:34)
mifika fary.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 13/02/2004 10:34
8. ankoay
(
19/02/2004 14:37)
inoun hono le fika? tsy aleo v zaraina sao d mety marina!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ankoay le 20/02/2004 02:37
9. peluche
(
21/02/2004 12:22)
mbola tsy ampy anao foana ve ratsiraka ny harena nangoninao nandritra ny 26 taona?inona koa ny balamaty manaraka?
Tokony hatsaraina sy hampitombona ny fampianarana aty madagascar @ zay tsy afaka ambakain'i ratsiraka @ vary @ kapoka ntsony
Tokony hatsaraina sy hampitombona ny fampianarana aty madagascar @ zay tsy afaka ambakain'i ratsiraka @ vary @ kapoka ntsony
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/peluche le 22/02/2004 00:22