miady bandy
1. lema
(
02/02/2004 09:36)
fantatrao t@ namanao fa ny sipa nao dé miaraka @ namanao akaiky, inona no ataonao?
répondu par fijo le 04/03/2004 10:23
2. donemaskit
(
02/02/2004 09:51)
mety hoe diso nge zany e, raha nandainga ilay akama na ohatr'zay.
raha za dia resahiko aloha ilay sipa vao mihetsika
raha za dia resahiko aloha ilay sipa vao mihetsika
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 02/02/2004 21:51
3. jhouhlambout
(
02/02/2004 11:01)
Marina tokoa izany,mila dinihina ny fahamarinan'izany aloha zay vao mandray fepetra.
4. pitchou
(
02/02/2004 12:57)
miady sipa sa miady bandy?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 03/02/2004 00:57
5. lema
(
02/02/2004 13:32)
na miady sipa na miady bandy dé mety daholo e!fa sipa miady bandy ary e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 03/02/2004 01:32
6. ragaby
(
02/02/2004 15:25)
Ka na marina na tsy marina izany de Refa revenao fotsiny le sipa dia tsy koi na miady azany e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ragaby le 03/02/2004 03:25
7. kally
(
02/02/2004 17:30)
Hadihadiako mangina aloha ilay sipako,dia raha miaiky izy dia antsoiko indray ilay namako dia ataoko hoe hay ve ianareo miaraka e? Dia iny aho aloha no misintaka kely fa avelako ny iray amin-dry zareo no hanantona ahy voalohany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 03/02/2004 05:30
8. fijo
(
02/02/2004 19:24)
tsy hanariako ny namako mihintsy raha izany.izay monina eto marseille dia mahalala tantara maro momba izany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/02/2004 07:24
9. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:57)
fa ahoan aindray ny ao marseille fa zahay tsy ao
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/02/2004 11:57
10. fijo
(
03/02/2004 16:27)
aty ve misy an'izany hoe ny nampiantranoana indray no lasa tompo trano ko.
na koa izany hoe ilay zandry vao tonga indray no lasa tompo toerana.maro e.
na koa izany hoe ilay zandry vao tonga indray no lasa tompo toerana.maro e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/02/2004 16:27
11. lema
(
03/02/2004 10:30)
atraty io fa tsy miteny fotsiny ra fijo a!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 03/02/2004 22:30
12. fijo
(
03/02/2004 19:05)
dia mifampiosonosona ao e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 07:05
13. ikaretsaka
(
04/02/2004 10:48)
rehefa samy tsisy maratra de
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 04/02/2004 10:48
14. fijo
(
04/02/2004 17:00)
nga moa maratra fa dia mitera drano e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 17:00
15. lema
(
04/02/2004 13:16)
raha maratra efa zavatra afa zany any @ voambolampitiavana zany no tokony ho tenenina
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 05/02/2004 01:16
16. fijo
(
04/02/2004 19:39)
dia hoe ahoana ralema
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 05/02/2004 07:39
17. pitchou
(
06/02/2004 17:43)
ary d samy tamana ao anatin'izany daholo zany nareo ry fijo? sa samy manao an'izany? kay! nahia tampoka aho naheno an'izany!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 07/02/2004 05:43
18. rinakely1
(
08/02/2004 20:49)
ajanony any zé mampijaly anao e! mahita hafa hanolona azy foana enao!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 08/02/2004 08:49
19. pitchou
(
08/02/2004 15:24)
izaho manko mba gaga ry rinakely! raha tia anao izy tsy hampijaly anao ko inona no hiaretanao @ olona tsy tia anao?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 08/02/2004 15:24
20. ikaretsaka
(
08/02/2004 15:40)
fa ahoana mihitsy nareo gasy n'i frantsa ireto e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 08/02/2004 15:40