FIANDRASA-PATY
1. naritsimba
(
21/01/2004 12:14)
Salama daholo eh!
Amiko dia angamba anisan'ny kolo-tsaina tsara tohizana ny fifanotronana @ ireny olona mana-manjo ireny indrindra fa mbola eo ambohitra ny razana.Amin'izao andro izao anefa dia ny any ambanivohitra sisa no tena miandry faty na koa manala fahanginana ny tompo-manjo , sady izy ireo no mikarakara ny sakafo sy ny raharaha rehetra.
Koa amiko dia tsara tohizana ny fiandrasa-paty fa tena anisan'ny kolo-tsaina lehibe izany mifanotrona @ fahoriana izany.

répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 05:06
2. hendry
(
21/01/2004 14:50)
Io nolazain´i naritsimba io ngamba ilay fiandrasam-paty mbola @ endriny tena izy, zany hoe fifanotronana ny mana-manjo, fa ankehitriny toa efa niova be ilay izy koa, eo ihany ilay fanotronana fa matetika dia tsy dia zay loatra. Ny cousins sy cousines manararaotra ny fotoana ihaonana dia mifampitantara blague, mifananihany sy mihomehy, ndraindray aza lasa mifampitarika any @ boite mintsy. Tena zava-misy io a, namako mpiara-mianatra amiko no nitantara hoe, nisy fiandrasa-paty hono zany, dia rehefa samy lanaky ny nifananihany t@ hira natao kivalavala tao an-trano dia nivoaka namonjy boite ny cousins cousines niaraka t@ nenitoa sy dadatoa zay mbola tanora. Nararaotra ny fotoana ihaonana, tsisy maharatsy zany ngamba fa tokony kosa hoe mba rehefa tsy ao ambohitra ntsony ny razana vao manao zany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 22/01/2004 02:50
3. ikaretsaka
(
21/01/2004 18:40)
Tena izany kosa no hoe mararao-paty le
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 22/01/2004 06:40
4. hery
(
22/01/2004 19:22)
Tena tsongoy fontena tsongoy fon'olona fa marary raha ohatra ka mana-manjo enao no misy manao an'izany cousin cousines mandeha izany... izany tokoa angamba no nametrahana foana hoe "Tsy misy fiaretantory" amin'ny faire-part.
Fa mba fantatrareo ve fa misy mikarama manao mpitomany? Isaky ny misy fahoriana amin'ny tanàna na trano iray dia tonga ny groupen-'olona vitsivitsy dia mitomany ao. Dia avy eo ry zareo miandrandra sakafo. Mbola tsy mangataka vola aloha ry zareo fa sakafo ihany. Ary rehefa tsy mahazo sakafo izy dia miteny hoe "Izahay angé lé nitomany teo".

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 22/01/2004 19:22
5. hendry
(
22/01/2004 11:29)
Blague ndray zany an´i hery zany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 22/01/2004 23:29
6. ikaretsaka
(
22/01/2004 12:58)
Tena marina izany ka... Hitako t@ iny atsimon'antananarivo iny : Ambatolampy ka hatrany antsirabe
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 23/01/2004 00:58
7. fijo
(
23/01/2004 12:03)
tsy blague izany fa tena misy,fa fomba taloha io,ary ny tompo manjo kosa dia tokony manome sakafo kely azy?saingy ilay sakafo dia laoka anana,ary tsy misy sira.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 23/01/2004 12:03
8. kally
(
24/01/2004 20:41)
Misy fomba eto Madagasikara,tsy tsaroako ilay toerana fa nianaranay tamin'izahay mbola tany @ lycée,dia hoe rehefa misy maty dia mivory ao @ ilay efitra na trano misy maty daholo ny olona dia miaraka daholo na lahy na vavy samy manala akanjo dia samy mifankatia eo!
Ny dikan'izany hono dia hoe nisy aina iray nalaina tamintsika ka andao soloina aina haingana.
Ny dikan'izany hono dia hoe nisy aina iray nalaina tamintsika ka andao soloina aina haingana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 24/01/2004 08:41
9. ikaretsaka
(
24/01/2004 13:26)
Io ilay lapa be ry kally an
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 25/01/2004 01:26
10. ikaretsaka
(
26/01/2004 16:01)
any@ faritra manaraka RN1 iny no toa misy an'izay raha tsy diso aho
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 26/01/2004 16:01
11. samoina
(
26/01/2004 20:44)
Dia hipoka ve ilay lapa isaky ny misy maty ? Dia samy mpianakavy izany no mifamely an-trano sa ny fokonolona mihintsy ? Mba hazavao tsara hoe ry kally fa tsy mbô notantarain'ny prof-nay izany ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/samoina le 26/01/2004 20:44
12. ikaretsaka
(
02/02/2004 11:28)
mifankahita izy mianakavy fa tsy hitako kosa hoe mifanakalo partenaires fa izy samy izy mpivady ..sns ihany fa mifankahita fotsiny izy ao ampanaovana dia samy manao ny azy eo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/02/2004 11:28
13. ikaretsaka
(
02/02/2004 11:29)
mifankahita izy mianakavy fa tsy hitako kosa hoe mifanakalo partenaires fa izy samy izy mpivady ..sns ihany fa mifankahita fotsiny izy ao ampanaovana dia samy manao ny azy eo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/02/2004 11:29
15. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:19)
fa tsy izy mpianadahy kos any manao fa samy manao @ vadiny avy hono.. izaho koa gaga raha sendra mba nivahiny tany!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/02/2004 11:19
16. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:51)
Nandeha tany aho fa Havan'ny ankizy mpianatr'i zokinay t@ SN ilay maty, saika hamangy zahay roalahy fa mba nanao vacances tany aho":
-tsy azo vangina ry zareo izao fa manao lapabe
-ahoana izany lapabe?
-nazavain'ilay beantsitra teo... fa gaga ny Mpampianatra hoa nahita ny fomban'ny mpianatra!
-tsy azo vangina ry zareo izao fa manao lapabe
-ahoana izany lapabe?
-nazavain'ilay beantsitra teo... fa gaga ny Mpampianatra hoa nahita ny fomban'ny mpianatra!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/02/2004 11:51
17. ikaretsaka
(
22/03/2004 17:26)
ary misy fomba hafa ve?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 23/03/2004 05:26
18. ludo
(
04/08/2004 18:38)
Misy faritra koa efa nalehako zay tsy maintsy
laniana ny fananan'ilay maty na inona na inona
ao mandra-pahalany an'iny no andevenana an'
ilay razana de ny mampalahelo sy mahagaga
de raha ohatra ka tsy misy atokona lay maty
t@ fahavelony de tsy milanja an'iny izy fa ampandehaniny tongotra @ alalan'ny fanafodiny
misy tantarany lay Gasikarako ary misy misteriny zao tontolo zao

19. mpisotrtoaka
(
15/01/2015 05:06)
Tsy misy mahagaga izany e ! Kolotsaina tahaka ny an'ny rehetra ihany io ! Ar rehefa tena miavaka amin'ny an'ny hafa dia MAHAGAGA hoy ny olona na ratsy ! Ny sainao ihany mitondra an'io e ! Anao io ka asakasakao na hanary na hitazona !