Moi j'ai envie d'aimer

1. fetra ( 11/01/2004 17:10)
Il ya longtemps que j'avais courtiser des meufs.je ne sais pas comment declarer l'amour??
répondu par fijo le 23/01/2004 10:24
2. tequila ( 12/01/2004 20:50)
Je vais te dire , moi aussi , ça faisait longtemps que j n'étais pas ouverte aux propositions vu que je n'étais pas libre , et je ne savais pas comment m'y prendre également . Mais je pense que déclarer l'amour devrait être simple , tu ouvres ton coeur c 'est tout . Pas la peine de faire tout un film pour attirer , ça fait fuire . Bonne chance!!
3. xxx ( 12/01/2004 10:40)
Quand le problème est plutôt le contraire.
Comment dire aux filles que je coutoie que je ne les aime pas si elles pensent toujours que je les aime?
Quand on a un coeur trop ouvert, on n'arrive plus à le fermer.
4. notsofar ( 12/01/2004 20:26)
take it easy!!!
5. 2689 ( 12/01/2004 20:53)
Dia ahoana izahay Malagasy reny Malagasy ray amin' izany resaka izany? Tena tsy fantatray ny teninareo fa angaha itony sehatra itony natao ho an' ny vazaha le? Sa rehefa miresa-pitiavana dia menamenatra raha atao teny malagasy madio izy io?
Ny teny frantsay mba misy kely hitako ihany fa inona zao no dikan' izany hoe meufs?

Mazotoa ry zandry isany a! Aza saro-kenatra izany fa ny jôba rehefa ilazana hoe mahafatifaty ahy ianao tsy misy tezitra izany! Rehefa miteny izy hoe za tsy tia anao dia mitadiava hafa fa aza kivy!

Carry on :) ing, and the world will :) with you!
6. nananie ( 12/01/2004 09:42)
Salut!

Tu sais quand on est vraiment amoureux de quelqu'un, souvent on a du mal a le lui dire.On a peur de sa réaction.Et c'est normal. Mais il faut que tu saches que montrer à quelqu'un qu'on l'aime ne passe pas seulement par la parole. Ca peut passer par des comportements.Crois moi les filles ne sont pas aveugles.....En revanche, si t'as toujours connu des échecs après plusieurs tentatives auprès de plusieurs filles différentes eh bien je crois que c'est parce que tu ne leur plait pas.Il ne faut pas désespérer pour autant car je suis persuadée qu'il existe pour chacun une autre moitié.Si ça se trouve, peut être que tu ne l'as pas encore trouvée! Courage : - )!!!
7. ravatorano ( 12/01/2004 11:26)
suis de même avis avec nananie
j'aimerais la rencontrer si possible
très sympà et intelligente en+
t'es mon genre nananie
8. rinakely1 ( 12/01/2004 12:25)
sois humble en ton coeur ,en tes pensées , sois franc et tt ira bien pour toi!
9. kally ( 12/01/2004 13:13)
Fa lehilahy sa vehivay aloha i Fetra e?Misy vehivay koa manko mitia vehivavy ka asa!
10. fijo ( 13/01/2004 11:13)
tsy misy haiko izay lazain'ireo ry kally a.toa teny farany tsy hay hono no hiresahany ko.tsy misy ambara aho noho izay antony izay.
11. xxx ( 13/01/2004 19:54)
Manaova jean tery kely de aza manao slip de asivo 50000Fmg vaovaobe bedebe mivoaka eo @ poche fa tonga de tsy mila mi-courtiser ntsony fa misafidy..........
12. rinakely1 ( 13/01/2004 17:15)
ka tsy matérialiste ary lé jo d aona?
13. fijo ( 14/01/2004 11:00)
de izay materialista no alaina ko.
14. ratsifa ( 14/01/2004 20:44)
Masturbez vous avant de reflechir
15. mawashi ( 14/01/2004 11:17)
moi j'ai demissionné dans la recherche de l'ame soeur!!!
Rehefa t ho tonga V izy tsy ho hitako eo ihany???
aleo miandry....
16. boaikely ( 14/01/2004 12:03)
Dé antitra eo ela ry mawashi-guéri fa farafaharatsiny ela manao sioka tokana vô tamy ry zareo. Aza miandry fotsiny izany.
17. donemaskit ( 14/01/2004 12:15)
Tsy koi zany kambony leisy zany miandry zany a, sady tonga dia porofo hoe : tena milay zany bandy zany!! Tsy haritr'ilay sipa mihitsy!!
18. rinakely1 ( 14/01/2004 12:30)
fijo: zay lé tsy azoko, misy ato @nareo lélà ato mitaraina we maniin ny jo tsy miaraka ra tsy oln b sosy,sy b vam. kou inn zany no hitarainanareo raha nareo ary mila jo matérialiste?
19. fijo ( 15/01/2004 10:43)
mba namaly anao aho re ra rina e,fa tsy hoe dia tena izay le izy e.
20. shadow ( 15/01/2004 10:21)
Tonga hoazy io ry zama f'aza maika'zany fa refa hitany fa mi's''nteresser @ianao miova tsikelikely ny fijeriny anao Aza matahotra ny ho lavina izany fa tsy misy mangataka voatehamaina izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3268