tranga hafahafa

1. hendry ( 23/12/2003 15:26)
Noho ny tsy fisian´ny lohahevitra hafa mahasahana ny tiako hambara dia ataoko ato ihany aloha.
Misy namako izay, rehefa matory izy dia mihiratra ary tsy vitan´ilay ila-maso na ilay fotsifotsy @ maso fotsiny no mipoitra fa dia mihiratra daholo ny masony manontolo ohatran´ilay izy rehefa tsy matory ireny. Ndraindray aho tsy mino hoe matory izy dia ahetsiketsiko eo ambony masony ny tanako na ampiresahako mihitsy aza izy nefa dia tsy mahita sy mandre n´inon´inona izy fa tena renoka be. Inona kay no mahatonga zany?
répondu par fijo le 30/01/2004 20:24
2. donemaskit ( 23/12/2003 15:40)
ha! ha! Tena mbola tsy hitako ndray iny le! Mety te hampitahotra an'elah fotsiny leisy izy a! lol
Sérieux amizay :
> na efa any anaty gènes lay izy, tsisy azo hatao
> na reraka ny mason'i takaka : tv/écran ela loatra, tsy ampy torimaso, tokony hanao solomaso...
> toro-hevitra : asaivo matory @ kibo lol
3. isrine ( 23/12/2003 16:21)
Salut!
Izy zany mety olona hafahafa!
Fa marina ny hoe asaivo matory @ kibo mba tsy hisy hahita!
4. fijo ( 24/12/2003 10:06)
ahirino letsy e.
5. mampikanto ( 24/12/2003 11:10)
d gaga @zany ndray za ka! tsy hitako izay ambara!

6. fijo ( 24/12/2003 18:40)
teneno amin'ny dokotera,fa sao dia i rajesosy izany le
7. tonah ( 26/12/2003 19:28)
Mahagaga indray izany. Angamba i Lery toa tsy matory fa manonofy fotsiny ah! ah! ah! ah! ah!
8. fijo ( 26/12/2003 18:38)
efa hitako tamin'ny film izany?ilay soavaly fotsin'ilay bandy irery iny.
9. bix ( 30/12/2003 14:36)
dia izay mahagaga tokoa raha izany sao di
10. bix ( 30/12/2003 14:37)
dia izay mahagaga tokoa raha izany sao dia nisy namosavy izany le aza ah! raha izaho aloha dia tonga dia saromako voaly eh !
11. fijo ( 30/12/2003 18:40)
ka raha lasa lolo eo izy le.
12. malaky ( 31/12/2003 09:52)
soDe mba taranak' akoho ry zalahy fa izany no atao hoe manao mason'akoho hohohohoho
13. rinakely1 ( 05/01/2004 20:25)
ha!ha!ha!ha!
aza varotanao saka b loha kosany zay e! taiza indray ary misy an'izany! ha!ha!ha!ha
koa maninn ary tsy hakipinao ny masony raha izany fa avelanao mipitrapitra eo fotsiny e!
ha!ha!ha!ha!
14. hendry ( 05/01/2004 12:58)
i rinakely1 koa dia tsy matoky olona mintsy, zavatra tsisy ve dia andaniana andro eto e.
Tena marina anie ry reto zany e, na izy aza menatra be rehefa resahana an´zany satria izy tsy mahita ilay izy fa matory, lazainy fa mandainga hono zay fa tsisy an´zany. Tsy mino foana ny olona hoe matory izy dia ndraindray tairin´ny olona fa lazainy misangisangy dia eo izy vao romotra satria tairina @ torimasony
15. fijo ( 06/01/2004 16:23)
fohazo fa rehefa mifoha i lery mety mikipy ny masony.
16. ikaretsaka ( 08/01/2004 13:37)
marina ny an'i fijo..
17. fijo ( 08/01/2004 16:37)
manisy sira rakaretsaka.maty ato isika roalahy.ih,ih,ih.
18. tia_ery ( 08/01/2004 18:38)
Betsaka ny antony mety mahatonga an'ireny nefa misy ihany koa karazan'olona ohatr'izay mihintsy. Ny tsara de ny manatona Dokotera de izy no milaza ny antony fa aza de manahirantsaina mitady izay antony ..... mety ho kankana koa mantsy no mahazo an'ilay namanareo de manao an'izany izy !!!!!

Sôtra eh!
19. bix ( 29/01/2004 14:37)
mba maheno tranga ohatraoatrany izay ihany aho fa hafa dia ny hoe mierotra ohatrn'ny alika fa izay indray no tsy fahita koh , raha izaho aloha ny eo akaikiny dia nasiako rebane be mihintsy eh !!
20. fijo ( 30/01/2004 20:24)
ih,ih,ih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4453