- Possibilité hametrahana alias amin'izay ny namana tsy voatery hanana boaty 2 na 3 na sns...
- Hafatra tahiry. Anamboarana boaty anankiray hoe Hafatra tahiry. Diia amin'izay izay hafatra tena ilaina tehirizina dia afindra ao. Ny inbox efa voavaky dia 30 jrs no durée-ny dia fafaina automatiquement.