Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i AndriambyII, milahatra araka ny daty
AndriambyII ( 20/11/2011 21:30)
Aza manaja vazaha manambany ny fisainany manambony tena .
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza... tohiny
AndriambyII ( 09/11/2011 20:14)
Solitany.
Gros plan sur l’exploration pétrolière à Madagascar Depuis 2004, la ruée des grandes compagnies pétrolières vers l'exploration des gisements à Madagascar s'est nettement accentuée.... tohiny
AndriambyII ( 28/10/2011 14:32)
Mandat d'expulsion
http://bourgogne.france3.fr/info/sud-bourgogne/chalon--mobilisation-pour-un-lyceen-malgache-71015415.html?onglet=videos&id-video=DIJO_1517335_271020110935_F3 Toroy hevitra mba hilaminan' ny olana é ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/10/2011 22:07
AndriambyII ( 28/10/2011 12:22)
Saika hanontany ireo namana niaraniasa t@ Pr Ratsimamanga
Fantatro fa misy namana vitsivitsy niara-dàlana t@ Professeur Ratsimamanga tato @ serasera , (ohatra i soanja raha tsy diso aho ) . Mba misy mahafantatra fanafody raokandro malagasy hiadiana @ areti... tohiny
AndriambyII ( 22/10/2011 19:40)
Vavaka androany alahady !
Rainay izay any andanitra , ho hamasinina anie ny anaranao , ho tonga anie ny fanjakanao , hatao anie ny sitraponao , ety an-tany tahaka ny any andanitra , omeo anio izay hanina sahaza ho anay , m... tohiny
novalian'i niryna ny 25/10/2011 16:32
AndriambyII ( 22/09/2011 11:16)
Ranavalona I & 2 françaises = Segolène Royal et Marine le Pen !
Izany ny an' olona ,tsy miolakolaka mihintsy miresaka ny sazy henjana rehefa tokony hampiharina izany eo @ fiaraha-monina manoloana ny vono baribary ( Troy Davis ,Les djihadistes , les terroristes de ... tohiny
AndriambyII ( 13/07/2011 19:09)
Ho an'ireo ho mety ho filoha .
Noho ny fifandraisan-tadindokanga @ olana mianjady @ firenena dia METY ny hiarahan-dàlana @ Atoa ( Ndenn , Vatofototra , ...), nefa raha ohatra ka tsy voavaly ny hetaheta maningotra ny fisainana man... tohiny
AndriambyII ( 13/07/2011 18:34)
Arsene Ratsiferana
Asa raha misy mahalàla sy mafantatra io rangahy io ohatr' ahy eto @ serasera, Accueil > Actualité > Air Madagascar : une nouvelle flotte d’ici fin août pour sortir de la liste noire Air M... tohiny
AndriambyII ( 30/06/2011 06:36)
Mampamangy @ fahoriana izany é !!
http://www.programme-tv.net/news/people/17896-spiderman-est-mort/ Spiderman est mort !Peter Parker alias Spiderman n'est plus. Ses auteurs ont décidé de tuer le célèbre homme-araignée dans une d... tohiny
novalian'i mmmhh ny 25/07/2011 11:46
AndriambyII ( 18/06/2011 21:14)
Ny fitiavana marina.
Araka ny fitenenana dia mahajamba ny fitiavana,marina ve ny mifanohitra aminy hoe mampihiratra ny mitia ? Tena rehefa natao ny kajy dia voahozon' ny habibiany ny olombelona , ary tsy mahafantatra ny ... tohiny
AndriambyII ( 07/05/2011 07:50)
Pollutions :atmospheriques , politiques, économiques,civiques , .... ao M/car .
Des milliers de vie sons sous la menace de la future exploitation et méme de la phase d’exploration actuelle du sable bitumineux de Bemolanga dans le Melaky selon des experts en pollution et en rec... tohiny
novalian'i milamm ny 12/05/2011 00:01
AndriambyII ( 20/03/2011 00:59)
Ny fara- andro voavinavinako !
Hisy source volcanique goavana hipoitra eo anelanelan' ny continent afrique asie , hanantanteraka ny fahamasahan' ny bolabolan-tany ! Tsy ho ferana ny horohorontany mandritry ny 20 taona mifanjeny . H... tohiny
AndriambyII ( 19/03/2011 23:57)
Ankandasitra sa tena izy ?
La coalition internationale est passée à l'action samedi, les Etats-Unis, la France et le Royaume-Uni bombardant par air et par mer des objectifs en Libye pour stopper la répression de la révolte ... tohiny
novalian'i milamm ny 24/03/2011 01:30
AndriambyII ( 19/03/2011 23:49)
Ho avy tokoa ve sa mbola famantarana ihany ?
Des centaines de personnes ont été évacuées après l'entrée en éruption du volcan du mont Karangetang, en Indonésie, ont indiqué samedi les autorités qui ont émis une alerte rouge. Près de... tohiny
AndriambyII ( 19/03/2011 22:10)
Momba ilay fandefasana sary sy video avy ao @ FB .
Efa nandramako In 4 na dia ny nandefa links video via FB fa tsy mivoaka . Mitarazoka be ! Sa resaka parametrages sy pilotes fotsiny no blem ? ... tohiny
novalian'i hery ny 20/03/2011 07:24
AndriambyII ( 15/03/2011 20:51)
Si je suis français je voterai Marine le pen à 1000 %
Fanitsiana ny lohahevitra teo ambany . ... tohiny
AndriambyII ( 15/03/2011 20:23)
Si je suis français je voterai Marie le pen à 1000 %
Tsy misy fika fa tsy maintsy izany no handaminana ny lamina eran-tany . ... tohiny
novalian'i vale ny 15/03/2011 23:43
AndriambyII ( 11/03/2011 07:10)
Tsunami enorme apres tremblement de terre 8,8 au Japon .
@ izao ora izao mbola mikoriana ny tsunami , avec une hauteur de 4 m en moyen .Info direct sur canal sat , canal + , i télé .Raha te hijery .... tohiny
novalian'i 3188 ny 11/03/2011 15:22
AndriambyII ( 10/03/2011 16:51)
Peut-on aimer tout le monde sans exception ?
Réponse : NOOOONNN définitivement !... tohiny
AndriambyII ( 10/03/2011 14:04)
Zava-mananaina ve ny rano ?
Araka ny eritreritrareo , fantaro inona avy ireo zavatra vitan' ny avo tsy tsapan' ny olombelona ny antom- pisiany eto @ ny voary !... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2011 12:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502