Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sohitika2008, milahatra araka ny daty
sohitika2008
(
23/03/2009 17:28)
Andry Rajoelina atsimom-pianarana
Mbola olana goavana noho izany ny politika voretrana jiolahimboto
[b]Natao ahoana zao ny lalàm-panorenana?[/b]...
tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:31
sohitika2008
(
23/03/2009 17:21)
Jiolahimboto TGV
Mba fanabeazana tahaka ny inona loatra re no nitaizana an'ireny jiolahimboto tsy misaina ireny e?
Mandrava ery, mangalatra etsy, mandoro eroa!
Ireo mba olon-kendry koa dia tsy miteny tsy mihetsika...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2009 22:17
sohitika2008
(
21/03/2009 22:34)
Adim-poko horangitin'ny TGV
Sahirana ny TGV @ zao satria tsy ankasitrahan'ny vahoaka eto Antananarivo. Melohin'ny firenen-drehetra eran-tany koa. Ka raha tsy tafavoaka eo izy dia ahiako handrangitra adim-poko no paikany manaraka...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 25/03/2009 17:08
sohitika2008
(
21/03/2009 17:59)
Ahoana hoy ny lalàna
Momba ny fanonganam-panjakana?...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:03
sohitika2008
(
21/03/2009 09:49)
Simba i Andry Rajoelina
Satria :
- Tsy haharitra ny toerana misy azy amin'izao io
- Manohitra azy daholo izao tontolo izao
- Ampaham-bahoaka tsy hay hoe firy % ihany no manohana azy
- Tsy tiam-bahoaka ny praiminisitra Mo...
tohiny
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:21
sohitika2008
(
18/03/2009 20:36)
Avoahy rajoelina
http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=rajoelina...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:33
sohitika2008
(
08/03/2009 13:42)
Mac book Wheel
http://www.dailymotion.com/video/x7xytt_apple-macbook-wheel_tech
:D ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/03/2009 19:39
sohitika2008
(
01/03/2009 19:19)
Stand by me
http://www.vimeo.com/2539741
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 01/03/2009 21:35
sohitika2008
(
01/03/2009 14:15)
Mihazakazaka tratran'ny miadana
http://www.lepost.fr/article/2009/02/11/1420604_soutien-scolaire-la-lecon-de-l-ecole-finlandaise.html
...
tohiny
