Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i karinah, milahatra araka ny daty
karinah ( 29/04/2007 17:10)
Mitady an'i Erika JOERG !
Mba mitady an'i Erika Joerg nipetraka Paris (95) t@ taona 2002, manan-janaka kely atao oe Wendy ;..sao mba misy mahalala azy , mba hanoratra aty amiko, misaotra betsaka indrindra!:-*... tohiny
karinah ( 20/04/2007 13:28)
fiteny vaovao
Slt daholo, inona kay ny dikan'ny fiteny hoe "te ho eny akaikinao eny" ?????, fiteny vaovao izy io, fa tsy fantatro tsara lay dikany, raha mitovy @ le eritreretiko,:oops:... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2007 17:18
karinah ( 17/03/2007 15:49)
Ny antitra ,antitra iany!!!!
mandreraka be miady hvt @ ol antitra (na aiza io na aiza) fa tsy mba mahalala kely mihintsy ny sasany!... :twisted: nareo ve efa sendran'izany, de raha efa de in ny ataonareo? tandremo njay st... tohiny
novalian'i vale ny 19/03/2007 09:35
karinah ( 13/03/2007 19:00)
mahatsikaiky ,hihi !
Sendra tafaresaka t@ na lehilahy izay aho hoa, de zao ny nataony, mba hitadiavana sipa izany izy hono, fa sanganehana be fa aty ivelany aty hono toa tsy mba misy vehivavy tsara (gasy) tarehy mihintsy:... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2007 18:28
karinah ( 22/02/2007 22:45)
NJILA
Manahoana daholo o,..:P Misy ho any @ le fampisehoana Njila @ Sabotsy izao ve nareo? ny tenanay manko anisan'ny mpankafy NJILA(l), ka mba te hanontany raha misy mandeha any, hafa ihany manko ny man... tohiny
novalian'i sahia ny 21/03/2016 13:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1149