Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i amig0, milahatra araka ny daty
amig0 ( 23/01/2013 21:55)
ingahy filohany tetezamita
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany... tohiny
novalian'i hadji ny 26/01/2013 06:31
AMIG0 ( 21/01/2013 13:49)
Mitady sipamalagasy manjakely
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine.... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:45
AMIG0 ( 21/01/2013 08:43)
mitady asa à frantsa!
Ahoana no fanaovana azy io?... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 16:23
amig0 ( 20/01/2013 11:48)
Ravalomanana?
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity? ... tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:32
amig0 ( 20/01/2013 11:44)
Ny karamany rajoelina
Hoatrinona no azon'ny Andry isam-bolana?... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:05
amig0 ( 15/01/2013 13:09)
Tena mahagaga tokoa ity ah!
Ny malagasy rehetra dia tokony hitovy zo amin'ny lalana na fitsipika. ohatra hoe: Fangalarana ny volam-panjakana na ny volam-bahoaka. Tsy tokony hiakatra tribonaly daholo ve ny mpitondra rehetra ni... tohiny
novalian'i nilex ny 18/01/2013 07:31
AMIG0 ( 15/01/2013 09:04)
zany ve ry vhv
Misy karazany bdb tokoa ny fivavina, saa ahoana?... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/03/2013 00:58
AMIG0 ( 15/01/2013 09:01)
laoka matsiro indrindra
Inona no laoka matsiro indrindra?... tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2014 16:57
AMIG0 ( 15/01/2013 08:49)
fisaranana
Tokony zaraina i madagasikara. mahajanga dia firenena iray, tananarivo dia firenena iray, toamasina dia firenena iray, Tulear firenena dia iray ary fianarantsoa dia firenena iray. Samy manana ny fi... tohiny
novalian'i amig0 ny 15/01/2013 13:13
AMIG0 ( 02/01/2013 19:23)
hisy fifidianana 2013
Hisy fifidianana filoham-pirenena ihany ve amin'ny 2013.. de iza indray hono karamaina hanamotika an'lay fitondrana ilay lany rehefa avy eo?????????? madagasikara dia tsisy demokrasia, ny volany mala... tohiny
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:24
AMIG0 ( 13/12/2012 18:44)
Vavovy marary, sady misy rivotra
Marary ny vavoniko 7 andro be izao, efa nade dokotera ihany fa mbola marary. Mba hampio kely inona no azoko hatao?... tohiny
novalian'i AMIG0 ny 02/01/2013 19:20
amig0 ( 21/11/2012 12:04)
tairo zay tairina fa zay rovitra zairina !!
Ho an'i gasyjean io fa hikombaka zay mitsam !! (sipa)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 23/11/2012 18:22
AMIG0 ( 30/10/2012 13:27)
amboara brazil'14
Mandray anjara ve isika?... tohiny
AMIG0 ( 29/10/2012 10:35)
Ny gasy
NY GASY DIA BE MOLOTRA, FOHIKELY SADY BE TAKOLAKA.. Pourquoi?... tohiny
novalian'i nounourse ny 30/01/2013 22:34
AMIG0 ( 02/10/2012 11:12)
Homeo hevitra manokana
HIKARAKARA FETY SY FIHAONANA IZAHAY.. SOMARY LAFO BE ANEFA ILAY IZY RAHA HO AN'NY MALAGASY, (Mino aho fa tsy mahantra sika, fa amin'izao krizy izao dia; saortra be ny mitadi-bola). Ka ahoana e, asi... tohiny
novalian'i ndramesy ny 14/11/2013 17:54
AMIG0 ( 01/10/2012 17:37)
Ho an'ny tompon'ity serasera ity
za ve bandy mpanakorotana eto sa pialavanona, sa ahoana ee!?? (mba miezaka ihany ny ho hendry sy hifankahazo eto fa voafafa faona ny ps-nay) Ary efa tena reraka iany aho no mamorona emai-l sy mieritr... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 16:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086