Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bola, milahatra araka ny daty
Bola
(
05/07/2008 00:49)
Omeo namana aho
Hoy Adama tamin Andriamanitra:
Toa manirery aho fa mila namana!
Andriamanitra: lazao ahy ary izay fanirianao, namana manao ahoana
Adama: tsara tarehy, vady mahafa po, mahay mitaiza, mahakarakara ah...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:23
Bola
(
04/07/2008 00:09)
Miasa ve sa tsia...
Raha misy 365 andro ao anatin ny taona iray ary 52 herinandro. Atao hoe tsy miasa asabotsy sy alahady dia 261 andro no sisa miasa amin ireo 365 andro @ taona. Adiny 8 ihany no any am-piasana ka ny adi...
tohiny
novalian'i Bola ny 06/07/2008 03:50
Bola
(
27/06/2008 12:50)
Fahitana ny dinika farany indrindra
salama daholo!
fanontaniana ny ahy satria tsy mbola zatra eto sady soso kevitra koa ...
Fa alohan izay aloha misaotra be dia be an ireo mikarakara ny pejy eto satria fantatra fa mila asa be ilay izy...
tohiny
novalian'i Bola ny 03/07/2008 22:54
Bola
(
26/06/2008 02:07)
Madagascar II
Hivaoka @ novembra 2008 ny andihan ny faharoa @ Madagascar - fampahalalana ho an izay tsy mahay sy fampatsiahivana ho an izay mahay...
Fa ny ahy ny mahaliana ahy dia ity: efa tratran ity toe javatra ...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/10/2008 17:40
Bola
(
25/06/2008 05:25)
Mitady Malagasy aty Toronto
eEfa ala ihany izay fa dia eh eh eh...mbola mitady malagasy aty Toronto ny tenanay...Ilay site efa tsy a jour sady tsy misy mamaly ny email.
Misy mahay malagasy aty Toronto ve nareo...Ary mba mitady ...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/08/2008 15:48
Bola
(
22/06/2008 02:35)
Pasipaoro ho an ny Malagasy aty ivelany
Salama daholo!Misy mahay ve rahoviana ny masinina fanaovana pasipaoro no ho tonga aty @ masoivoho malagasy aty ivelany.
Nivaoka ny lalana fa lany andro @ desambra daholo ny pasipaoro talohan ny 2007,...
tohiny
novalian'i Bola ny 18/07/2008 16:40
