Liste des messages

Liste des messages, inserés par AMIG0 , par ordre de date
amig0 ( 23/01/2013 21:55)
ingahy filohany tetezamita
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany... suite
répondu par hadji le 26/01/2013 06:31
AMIG0 ( 21/01/2013 13:49)
Mitady sipamalagasy manjakely
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine.... suite
répondu par vale le 03/05/2013 10:45
AMIG0 ( 21/01/2013 08:43)
mitady asa à frantsa!
Ahoana no fanaovana azy io?... suite
répondu par dadabe le 16/10/2013 16:23
amig0 ( 20/01/2013 11:48)
Ravalomanana?
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity? ... suite
répondu par nilex le 25/01/2013 05:32
amig0 ( 20/01/2013 11:44)
Ny karamany rajoelina
Hoatrinona no azon'ny Andry isam-bolana?... suite
répondu par andrywui le 24/01/2013 15:05
amig0 ( 15/01/2013 13:09)
Tena mahagaga tokoa ity ah!
Ny malagasy rehetra dia tokony hitovy zo amin'ny lalana na fitsipika. ohatra hoe: Fangalarana ny volam-panjakana na ny volam-bahoaka. Tsy tokony hiakatra tribonaly daholo ve ny mpitondra rehetra ni... suite
répondu par nilex le 18/01/2013 07:31
AMIG0 ( 15/01/2013 09:04)
zany ve ry vhv
Misy karazany bdb tokoa ny fivavina, saa ahoana?... suite
répondu par bazylou le 25/03/2013 00:58
AMIG0 ( 15/01/2013 09:01)
laoka matsiro indrindra
Inona no laoka matsiro indrindra?... suite
répondu par hery le 10/03/2014 16:57
AMIG0 ( 15/01/2013 08:49)
fisaranana
Tokony zaraina i madagasikara. mahajanga dia firenena iray, tananarivo dia firenena iray, toamasina dia firenena iray, Tulear firenena dia iray ary fianarantsoa dia firenena iray. Samy manana ny fi... suite
répondu par amig0 le 15/01/2013 13:13
AMIG0 ( 02/01/2013 19:23)
hisy fifidianana 2013
Hisy fifidianana filoham-pirenena ihany ve amin'ny 2013.. de iza indray hono karamaina hanamotika an'lay fitondrana ilay lany rehefa avy eo?????????? madagasikara dia tsisy demokrasia, ny volany mala... suite
répondu par nilex le 07/01/2013 13:24
AMIG0 ( 13/12/2012 18:44)
Vavovy marary, sady misy rivotra
Marary ny vavoniko 7 andro be izao, efa nade dokotera ihany fa mbola marary. Mba hampio kely inona no azoko hatao?... suite
répondu par AMIG0 le 02/01/2013 19:20
amig0 ( 21/11/2012 12:04)
tairo zay tairina fa zay rovitra zairina !!
Ho an'i gasyjean io fa hikombaka zay mitsam !! (sipa)... suite
répondu par gasyjean le 23/11/2012 18:22
AMIG0 ( 30/10/2012 13:27)
amboara brazil'14
Mandray anjara ve isika?... suite
AMIG0 ( 29/10/2012 10:35)
Ny gasy
NY GASY DIA BE MOLOTRA, FOHIKELY SADY BE TAKOLAKA.. Pourquoi?... suite
répondu par nounourse le 30/01/2013 22:34
AMIG0 ( 02/10/2012 11:12)
Homeo hevitra manokana
HIKARAKARA FETY SY FIHAONANA IZAHAY.. SOMARY LAFO BE ANEFA ILAY IZY RAHA HO AN'NY MALAGASY, (Mino aho fa tsy mahantra sika, fa amin'izao krizy izao dia; saortra be ny mitadi-bola). Ka ahoana e, asi... suite
répondu par ndramesy le 14/11/2013 17:54
AMIG0 ( 01/10/2012 17:37)
Ho an'ny tompon'ity serasera ity
za ve bandy mpanakorotana eto sa pialavanona, sa ahoana ee!?? (mba miezaka ihany ny ho hendry sy hifankahazo eto fa voafafa faona ny ps-nay) Ary efa tena reraka iany aho no mamorona emai-l sy mieritr... suite
répondu par sipagasy le 06/11/2012 16:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009