Liste des messages

Liste des messages, inserés par zoubelou, par ordre de date
zoubelou ( 12/09/2007 17:01)
Fiainana aorian'ny fahafatesana: misy tokoa ve?
Izaho mino fa misy fiainana aorian'ny fahafatesana fa ny fisehony no mistery. Ireny matoatoa ireny ve ohatra, fanahin'olona efa nodimandry? Endrika iray isehoan'ny fiainana aorian'ny fahafatesana?... suite
répondu par idah15 le 02/07/2015 13:31
zoubelou ( 10/09/2007 17:17)
Ny "SHOW-BIZ" eto Madagasikara: Tandindon-doza!
Mahatsikaritra isika fa miha-tsy mahazo olona ireo fampisehoana tato ho ato. Inona ny antony?Taloha, raha maimaimpoana ny fandefasan'ireo mpanakanto ny hirany any @ haino aman-jery , ankehitriny dia r... suite
répondu par zoubelou le 11/09/2007 09:59
zoubelou ( 06/09/2007 15:49)
NJAKATIANA, 15 taona nihirana...
15 taona zao no nihiran'i Njakatiana. Nankalaza izany izy tao Antsonjombe sy eraky ny faritany. Tsy diso anjara koa anefa ny taty Frantsa t@ alalan'ny Che bel Chanto. Amin'ny volana Desambra indray iz... suite
répondu par zoubelou le 12/09/2007 09:26
zoubelou ( 24/08/2006 18:39)
Mpankafy Njakatiana
Ndao mba hiresaka amiko zay mpiondana Njakatiana. Haiko daol mantsy na ny momba azy na ny hirany rehetra. okay!... suite
répondu par bika le 29/01/2007 09:29
zoubelou ( 06/01/2006 17:12)
titre hira fôpla!!!!
O rey olona ô! Mbo verifier-o kely ny titre'ny hira zay vao publier-na ato fa misy titre tsy izy mitsy!okay an... suite
répondu par naivosoa le 11/02/2006 15:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758