Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zemjos, milahatra araka ny daty
zemjos
(
12/11/2015 05:35)
MPANDRAY ZEZIKA BIO azo avy amin'ny kankana
Miarahaba ny rehetra mpiserasera ato.
Mba saika hanontany anie azafady, fa izaho dia manana zezika azo avy amin'ny kankana, nefa tsy fantatro tsara hoe aiza moa no tena mpandray enGROS an'ireny zezik...
tohiny
novalian'i soa.tiana ny 12/11/2015 08:12
ZEMJOS
(
14/07/2014 07:47)
Azo atao Microcred ve ny Fiangonana Katolika? Ny aty amin'ny Paroasinay izao efa misy manao Micrcred ny Fiangonana, dia ny Pretra manaiky soamantsara!!!
Tsy eken'ny soridalam-pitantanan'ny Diosezy ny fampindramam-bola ataon'ny Fiangonana izany. Diosezin'ny Toamasina....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 14:03
ZEMJOS
(
14/07/2014 07:41)
Tena noraran'ilay Pretra Curé tsy hilatsaka hofidiana ho Filohan'ny Filankevitra Paroasialy ny Kandidà iray satria tsy afaka manaraka ny sitrapony amin'ny daboraraka!!! Ary f'angaha moa tsy ny Kartie no tokony hanolotra olona hofidiana ho Filoham-piangona
Raha ohatra ka ny Pretra no manolotra olona hofidianana atao inona intsony ny fifidianana?? satria efa notendrena ireo olona ireo. Tokony ovain'io Pretra io ny soridalam-pitantanana ny Diosezy....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/07/2014 17:29
ZEMJOS
(
14/04/2008 11:51)
Izany ve dia mba FRERA ?
Misy FRERA iray aty Tamatave izay iaraha-mahalala fa manana ny sainy sy didohan' ny manokana indradra moa fa raha samy Katolika, aiza ve ka sahy mamoaka vava eo anatrehan' ny mpianatra rehetra hoe "Ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2008 21:20
