Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx1, milahatra araka ny daty
xxx1
(
21/04/2010 13:13)
Ohabolana androany
be famaritra toy ny rambon'osy, ny lanitra tsy hianjera no tohanana nefa ny vody kakerin'ny moka tsy hita.
=)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 21/04/2010 21:06
xxx1
(
21/04/2010 08:58)
la terre de Madiba
Lasalasa ny saiko ry reto hoe hiverina indray izany ity gidra ao afrika atsimo ity. Ny hevitro manokana aloha dia hitohy io e. Araka ny statistika dia hoe 5% ny vahoaka rehetra ao afrika atsimo no isa...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:16
xxx1
(
14/12/2009 13:42)
Tsy mety zao ry nirina Andry a!
Marina hoe maramara saina izay i Marc fa na dia izany aza ve dia atao tahaka izao: doublement exilé zao i nedala. Raha ohatra zany ekena miverina an-tanindrazana i Marc dia isaina hoe exilé voalohan...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/12/2009 15:21
