la terre de Madiba
1. xxx1
(
21/04/2010 08:58)
Lasalasa ny saiko ry reto hoe hiverina indray izany ity gidra ao afrika atsimo ity. Ny hevitro manokana aloha dia hitohy io e. Araka ny statistika dia hoe 5% ny vahoaka rehetra ao afrika atsimo no isan'ny fotsy nefa dia ry zareo no mitana ny 90% ny harena ao. Ary mba aiza ry "politiquement correct-isany" amin'izao e???, ry zareo UE sy ry USA io, sa ny ao amin'azy ary tsy voavahany??? ao tokoa marina ireto fascista, ry néo-nazi eran'ny tanàna, sy ry klu klux klan mianakavy.
Dia eo indray zany ny tranonao ry maintin-giroka. Mivadibadika any am-pasany any izay i chaka zulu.
Raha hiverina amin'ny gasikara malalantsika isika dia hoy aho hoe izany tany (afrika atsimo) izany ve no ampandry tany eto amintsika?? ary tena misy intéret-ntsika ve ny hi-commerce sy hanao échange amin'ity tanàna iray ity any ao aoriana.:roll:

novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:16
2. diloo
(
21/04/2010 10:09)
Dia eo indray zany ny tranonao ry maintin-giroka
Inona moa noho olanao raha io no lokon'ny olombelona tsy mitovy loko aminao
ao tokoa marina ireto fascista
Midedade enao monondro ny fasista.Jereo aloha ny tenanao sy ny oronao, fa ny fasista voalohany dia ianao irery ihany:
Antony: rasista enao ianao satria mainty noho ianao ireo olombelona avy ao sudaf.
Sitrak'Andriamanitra no nanome loko samy afa ny olombelona, manome endrika ny tany(La Terre est belle car la création de l'Homme est à l'image de l'arc en ciel).Koa Izy no tokon'ny hanomezanao tsiny voaloany, satria tsy mitovy loko aminao ireo olombelona avy ao Afrika atsimo.
Enao ve mihevitra fa ny KKK, ny FN, sy ry zareo ao italy hanaiky anao hitovy zo aminy noho ny lokon'ny tenanao chocolat?
:-P
3. AndriambyII
(
21/04/2010 12:44)
Heno ny tenin' i Diloo hoe /
"Midedade enao monondro ny fasista.Jereo aloha ny tenanao sy ny oronao, fa ny fasista voalohany dia ianao irery ihany:
Antony: rasista enao ianao satria mainty noho ianao ireo olombelona avy ao sudaf.
Sitrak'Andriamanitra no nanome loko samy afa ny olombelona, manome endrika ny tany(La Terre est belle car la création de l'Homme est à l'image de l'arc en ciel).Koa Izy no tokon'ny hanomezanao tsiny voaloany, satria tsy mitovy loko aminao ireo olombelona avy ao Afrika atsimo.
Enao ve mihevitra fa ny KKK, ny FN, sy ry zareo ao italy hanaiky anao hitovy zo aminy noho ny lokon'ny tenanao chocolat?"
Raha tena mahadini-javatra i diloo dia tokony hahatsapa fa ny racisme izany dia tsy ho foana mandrakizay eto @ ity tany ity ,vao mbola menavava ny ankizy teraka dia efa mifidifidy olona ,na inona volonkodiny na inona eto @ ity tany ity .
Aza diso eritreritra koa ny @ momba ny ao afrika atsimo ao , zavatra iray tandra vadikoditra @ olombelona ny fanavakavahana ( na inona na inona lokombolokodiny ),fa samy hafa ny fipoitrany sy ny fitsarana mitanila mety mampiseho azy ireny eo @ fiaraha-monina eran' izao tontolo izao .Zavatra voajanahary io ary misy antony tsy takatry ny maro an' isa raha tsy mahay mandinika @ alaliny ny tena antony .

4. xxx1
(
21/04/2010 13:20)
:?: :?: :?: Tena tsy mazava aminà no hanendrikendrehan-dravaoma-diloo anà hoe rasista amin'ireo zavatra nosorotaka etsy ambony. Zavatra hafa nefa no tiako hampitaina. Izao sady tsy tafita ny hafatra moa ny tena voatsikera.8O
5. diloo
(
21/04/2010 16:26)
Dia eo indray zany ny tranonao ry maintin-girokaRed color
Enao somary hoatran'ny hautin sy manindry ny toa mamenatra anao sao manakaikikay kokoa ny loko mainty.Satria isika mainty dia souligner-nao fa maintimaity kokoa noho ianao sy isika ny sudaf:koa inona no olana?Maninona raha lazaina fotsiny hoe mainty fa tsy voatery tsindrina hoe:mainty giroka.Na koa lazaina fotsiny hoe ireo Afikana Atsimo dia basy.
Olombelona toa ny rehetra ny Afrikana, ary aza adino fa isika ao anatiny.
Koa raha misy tsiny hoy aho ny resaka ny lokon'ny olombelona, dia Andriamanitra no omeo tsiny satria Izy no nahary izao Tontolo izao.
Ary eo hanatrehan'ny kkk sy ny FN dia ngiroka koa no fahitan'ireo fasista ireo antsika:koa tsy dia tsara loatra ny mangalatahaka ireo fomba ratsin'ireo vozongo mpanavakavaka ireo.
Fandalovana sy fitsapan'Andriamanitra ny eto an-tany, satria velon-kofaty ny olombelona .
Koa raha ohatra moa izay no ezaka sy filamatra ny tsirairay sasany, dia ataovy.
Fa tsy maha tonga lavitra ny fanavakavahana.
Ary tokony ho hiezaka isika, mba tsy hivarana amin'izany isika Malagasy.
Malagasy( drapeau:Mena-Maintso-Fotsy) aloha isika, izay vao 18 foko(notre diversité est une richesse), et soyons toujours fiers d'étre Malagasy eran'ny Nosy Malalantsika sy izao tontolo izao.
F :-* :*
Je t'ai peut étre mal compris.Raha nisy malentendu, dia miala tsiny mialoha. :)
6. xxx1
(
21/04/2010 18:14)
Tena lasa ma-diloo be zà mamaky anao. Haveriko ihany fa tsy azoko ny hanendrikendrehanao amiko eto hoe rasista izaho raha mamaky TSARA ireo zavatra nosoratako voalohany indrindra enao.
Rehefa mamaky tsara anao kosa nefa ny tenako dia mahatsapa fa misy hafatra tianao mba ampitaina koa. Ka manokafa dinika vaovao rangahy ty fa tsy handoavam-bola io a! fa aza mitsikera be fahatany anà fotsiny. Izao ny hafatro tsy tafita moa mbola voatsikera fanindroany indray ny tenako.
VAKIO TSARA RE NY ZAVATRA NOSORATAKO.
Mampitandrina anao kosa nefa ny tenako fa raha mbola mitohy izao fisoketana ataonao amiko izao dia ho avy masika aminao amin'izay ny hafatro izay manaraka eo.:evil:

7. fijo
(
21/04/2010 19:04)
manameloka ny fanavahana ataon'ny fotsy vitsy an'isa ianao,nefa mampiasa ny teny hoe"ry maintin-giroka."izay raisiko ho fanaratsiana ny tsy fotsy eto.ka inona no ten atiana ahatongavana????hitsikera,sa hisakana ny fihaonana,sa hanaratsy fotsiny ny te hampiray???
8. ndotofetsy
(
21/04/2010 20:47)
ary nareo ve mihevitra fa tsy misy fanavakavahambolonkoditra eto madagasikara.
jereo fotsiny hoe nahoana no merina misolo merina ny filoha raha ny fanontaniana napetrak ilay journaliste an i ra dj
nahoana no merina fa tsy ny tambany hono??????
ary misy ireo maka mpiasa antrano dia hoe hitadiavo andevo aho ataoko mpiasa dia hitadiavo tambany aho hataoko gardien
pfffff aza mitsara hono mba tsy ho tsaraina
ianareo mihevitra fa hoe any @ tanin ny fotsy dia hoe vazaha baa nofy zany Ramakavelo aza miteny hoe eto madagasikara isika fa tsy any afrika oadray lelika fa angaha moa i madagasikara any europe na dia hoe donto tsy mahay zefografia aza
esy a oe ry malagasy kely manao poolitika manampimaso eee jereo i bazylozitra tena otran ny voan ny ody fitia
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
de aleoko mitohy mimememe ihany rehefa mamaky eto

9. diloo
(
21/04/2010 21:25)
manameloka ny fanavahana ataon'ny fotsy vitsy an'isa ianao,nefa mampiasa ny teny hoe"ry maintin-giroka."izay raisiko ho fanaratsiana ny tsy fotsy eto.
Io lazain'i Fijo io ny fond ny jerikiana nataoko.
Mampitandrina anao
Tsara be ny valeur morale-nao, fa tsy olana ka.
fisoketana ataonao
Izany ve! Mampalahelo ianao ary tandremo sao voan'ny AVC :( .
Amiko, tsy tsapanao no sady hitam-bahoaka eto amin'ny serasera,toa ianao ihany no manasoketa ny tenanao.
Tsara dinihinao inona no votoatin'ny atao hoe Dinika: tafiditra ao ny atao hoe jerikina, izany hoe hevitra tsy mitovy ary ny tsirairay samy miaro izay tiany harovana: afaka mijery ary afaka manakina, fa tsy voatery hanaraka ny hevitrao, na koa ny hevitro.
Tena tsapa ianao, fa tsy zatra mpifanakalo hevitra amin'ny mpisera eto.
Ary ny fomba fijerinao, dia mbola maivana dia maivana miolotra ny namana sasany, ohatra ireo namana Fianakam's sy ny mpiaro ny Ara-dalana, ny lalao eto dia ny fampiadian-kevitra, izay mafana dia mafana.
Araka izany dia ridicule be ny menaces izay maivana sy mampalahelo
Tsindriko fa na dia tsy tsapanao aza, fa ny atim-panahinao dia mifono rasisma,
ary i Fijo no nahita tsara ny jerikina nataoko fa tsy sanatria akory fanasoketananao, miala tsiny fa mbola averiko eto:
manameloka ny fanavahana ataon'ny fotsy vitsy an'isa ianao,nefa mampiasa ny teny hoe"ry maintin-giroka."izay raisiko ho fanaratsiana ny tsy fotsy eto.
Mampitandrina anao Farany, ianao no tokony hitandrina, satria tsy fananao ity serasera fa natokana
hoan'ny mambra ny serasera.org, ary ianao anisany.
Mankasitraka Fijo an :-* :*
10. diloo
(
21/04/2010 21:33)
En plus ny ps-nao xxx1, ny "x" dia azo lazaina hoe tsy manana ny maha izy azy, ary mifindra trottoir rehefa mifanena. Dia hoe:
Mampitandrina anaono mba mot de passe-nao =))
11. xxx1
(
21/04/2010 22:18)
fijo:
manameloka ny fanavahana ataon'ny fotsy vitsy an'isa ianao,nefa mampiasa ny teny hoe"ry maintin-giroka."izay raisiko ho fanaratsiana ny tsy fotsy eto.ka inona no ten atiana ahatongavana????hitsikera,sa hisakana ny fihaonana,sa hanaratsy fotsiny ny te hampiray???
Tsotra ilay izy ry fijo. Mampiasa io teny io tokoa ny tenako satria nahoana??? rehefa milaza zavatra iray enao dia tsy voatery ho tenenina ohatry ny miresaka amin'ny zaza kely ilay izy fa mba asiana style mba hafonja kokoa ny hevitrao. Eto zany zao ny tenako dia manao ironie hoe" maintin-giroka" mba hampavesan-danja tsara ilay zavatra resahiko hoe voahitsakitsaka amin'ny loha indray isika mainty. Nefa moa ilay avy dia hitsikera be fahatany fotsiny mahamay ny sasany ka tsy tafa ilay hevitra.
Ny tiako ahatongavana izany dia izao (ary efa nosorotako ihany ilay izy raha Mba tena novakianao ny zavatra nosoratako): rehefa vita hoy aho ny crise eto an-tanindrazana dia tena ao anatin'ny interet-ntsika gasy ve ny hanao commerce sy échange amin'ny tany tahaka an'ny afrika atsimo satria amiko dia hitohy io fanavakavahana io. Raha misy mantsy ny commerce dia ho avy eto amintsika, hi-s'installé mihitsy koa ireo fotsy ao afrika atsimo ireo.
12. xxx1
(
21/04/2010 22:30)
Mikasika an'i vaomadiloo indray kosa izay mahatsiaro voahitsakitsaka !! aza afangaro ny racisme sy ny aratsinao ra-vao! misy dia misy tokoa ny mainty tsara fa tsy be orona be ohatranao daholo akory.
Ao anatin'ny vali-teninao dia sady miresaka an-Andriamanitra enao no miresaka xxx no sady miresaka ny namana hafa no tsy haiko intsony aby.....
Hita mihitsy fa olona tsy nandia fianarana!!! :)
Aza malahelo ra-diloo fa fianarana ny fiainana a! :lol:

13. diloo
(
21/04/2010 23:57)
Hita mihitsy fa olona tsy nandia fianarana!!!
Tsara izany raha ianao izao no atao hoe nandia fianarana.
vaomadiloo
Tsara ny voamadilo sady Bio no koa tsy misy OGM. Ary tsy voatery mividy karazana sakafom-bazaha lafobe sy izay tsy fantatra marina, inona ny fiantraikan'ny molécules ingurtés ohatra, hoan'ny olona te hiteza tena sy te ahia.
Ao anatin'ny vali-teninao dia sady miresaka an-Andriamanitra enao no miresaka xxx no sady miresaka ny namana hafa no tsy haiko intsony aby.....
Fangaha moa tsy nandia fianarana ianao, koa izay famelabelarana kely etsy ambony dia mamadika ny lohanao :) .
voahitsakitsaka
Izany ve :)
racisme
Tsy misy mandaha ny tsy fisian'izany anie e.Azoko tsara ny tianao ahatongavana manoloana ny ahiahinao hoe: araka ny tantaran'ny fotsy hoditra tao RSF, dia tokony ho mailo isika, satria mety hitranga eto amintsika izany raha tonga eto ireo. Izany hoe mety ho sous prétexte d'un accord économique, les Boers de la Terre blanche RSF,en pénétrant les marchés malgaches, risquent d'avoir la main-mise de tous nos secteurs économiques, voir méme nous traiter comme des moins que rien.
D'accord aminao aho.Ton hypothèse est légitime et je t"accorde un rapprochement de ce point de vue.
Saingy niparasaka ho azy ilay filamatrao, raha namoaka ity soratra ity ianao:mainty ngitroka.
Je m'attendais si tu veux à ce que tu puisses utiliser un mot plus diplomatique ou politiquement correcte, comme africain au lieu de mainty ngitroka(ironie hoy i toi,merci de l'avouer).
A mon avis et cela n'engage que moi, il vaut mieux utiliser des langages plus appropriés, pas pour moi, mais si tu veux, ce genre d'affirmation est très délicat et peut heurter la sensibilité de tout à chacun lorsque l'on évoque les questions de races et de couleurs de peau.
Io fahazaran-dratsin-tsika io no maha tonga antsika tsy mandroso fa variana mijery sy mitsikera tavan'olona.
Aza malahelo ra-diloo fa fianarana ny fiainana a!
Izany ve! Misy fitenenana izay manao hoe: ny naona mody voky, ny adala misesika ihany :)
Hoy diloo tsy nandia fianarana=))
sali "x telo izay iray" :-*
14. diloo
(
22/04/2010 01:22)
rehefa vita hoy aho ny crise eto an-tanindrazana dia tena ao anatin'ny interet-ntsika gasy ve ny hanao commerce sy échange amin'ny tany tahaka an'ny afrika atsimo satria amiko dia hitohy io fanavakavahana io. Raha misy mantsy ny commerce dia ho avy eto amintsika, hi-s'installé mihitsy koa ireo fotsy ao afrika atsimo ireo.
Raha ny vaninandro ankehintriny, dia ny mot clé ankehintriny, dia ny mondialisation et le développement durable. Io no mibaiko ny nouvel ordre économique mondial.
Araka izany, dia hiaran'izany koa isika ankehintriny.Tsy nampoizin'ny firenena matanjaka toa ny eropeana, indrindra fa la frantsa, fa tao anatin'ny 10 toana monja, dia nanakaiky lenta ny occidentaux ny ekonomian'ny pays en développement toa an'i Chine, Corée du Sud, Brésile. Ary ankehintriny,
ohatra ny Chine sy ny Corée du Sud, dia mikitika ny système an'ireo mpanjanaka taloha, toa an'i franstsa ohatra eto amintsika.
Voatery la frantsa miezaka hanjaka sy hitazona ny zones d'influences économiques et stratégiques toa an'i Gasikara ohatra.
Fantany tsara fa misy haren-tany eto amintsika satria efa nanao exploration hatramin'izay izy.Ary niandry fotoana hitrandrahana izany. Frantsa anefa, nihevitra fa chasse-gardée-n' i Madagasikara, ary tsy misy firenena hafa mahasaky mikitika ny Nosin-tsika izay heveriny fa mbola fananany na dia manana ny fahaleovantena politika aza, fa ny ara ékonomika, dia izy ihany no tiany mibaiko antsika.
Normale anefa raha miezaka miaro ny haren-tsika sy ny fahaleovantena isika, saingy ny mpanao politika tsy ankanavaka, dia variana miady fitondrana, any ka miroso ao anaty lavaka ny Tanindrazantsika.
Eto koa izany, raha mitodika any amin'ny RSF ny fijerinao, indrindra fa raha ny Terre Blanche no tonga eto amintsika, dia mety hampiatra ny apartheid.
Raha momba io, manana fahatokisana amin'ny malagasy tsy vaky volo aho, fa tsy misy manaiky an'izany: sady ianao raha teo koa moa intelligent be indrindra eto amin'ny serasera, koa voa maika azo antoka ny fiarovana ny Tanintsika.
Saingy raha mikasika ny échanges économiques, non pas seulement avec la RSF mais aussi de la SADC et l'UA (nous sommes malgré tout membre à part entière), mondialisation oblige, de près (RSF, les mascareignes) ou de loin( USA,Europe,l'Asie), nous sommes obligés de faire des échanges économiques. Sans devises notre pays vivra dans la paupérisation qui d'ailleurs est très prononcée dans la crise politique actuelle.
Alors, au futur dirigeant de se doter d'une règlementation permettant à nos partenaires extérieurs et qui veulent s'intéresser à notre pays, dans le cadre économique et du développement durable, de respecter nos Lois.
A mon avis vu ra-"x telo iray" puisque tu es le plus intelligent des malgaches
on compte sur toi pour pondre les arcanes juridiques pour éviter que tes amis de la Terre Blanche RSF ne viennent pas faire la loi ici, selon ta propre vision.
Enfin, n'oublies pas qu'on ne peut pas non plus vivre en autarcie.Méme si Andry TGV s'en rend compte maintenant, car notre Banky Foibe est dans la faillite totale.
Ratsirahonana disait que l'on peut se passer du monde, et que l'on peut snober la CI le fait d'étre sanctionnée.Pourtant Andry souhaite trouver une solution de sortie de crise devant la CI(qu'il a lui-méme vomi en décembre 2009), pour finalement demander leur aide pour une nouvelle feuille de route.Pourquoi pas? Espérons que ce coup ci, il ne fera pas faux bond et des coups tordus habituels.
Désolé Ra-"x telo iray", à mon humble niveau, je suis ravi de participer sur ton sujet.
Hitanao, il ne faut jamais désespérer, fa tafita ny fandraisana anjara amin'ny resaka tianao ho dihina.
Mety tsy lavorary anefa satria, indrisy tsy nandia fianarana aho, no koa tsy dia mahay manoratra loatra.
Vive ra-"x telo iray" le malgache le plus avancé du monde.
:wink:
15. fijo
(
22/04/2010 19:25)
ka tsy mety ny fampitanao ilay hevitra fa ovao.
ny fampiasanao ilay teny "ngiroka"io,dia midika fanambaniana,ka tena tsy mety fa esory.
afangaronao mantsy le dinika sy ny varotra iraisampirenena eto ka fanina izahay.
izao vao azoko ny tianoa lazaina.
amiko aloha,ry xxx1,dia izao no izy.rehefa miresaka varotra an,dia samy mitady ny tombotsoany izany.
rah ananontany ianao hoe,mety amintsika ve ny mifandray arabarotra amin'io firenena io???amiko dia eny ny valiny.
eny,satria ,ao amin'io firenena io,dia ahitantsika izay misy rehetra aty europa,nefa io akaiky antsika.
mora kokoa ny vidiny ao,noho ny aty europa.
iray faritra amintsika io,ka azo hitadiavana fifanarahana arabarotra manokana(samy ao anaty SADEC)isika,ka manamora zavatra izay rah ahaintsika ny mampiasa azy.
ary le hoe ,ny fotsy mpanavaka ao,tsssss,misy foan aio,na hifandray aminy isika ,na hifandray amin'ny frantsa ,na USA.ka tsy aleo ve ny eo akaiky no jerena????

16. pikatti
(
22/04/2010 21:58)
Enfin, n'oublies pas qu'on ne peut pas non plus vivre en autarcie.Méme si Andry TGV s'en rend compte maintenant, car notre Banky Foibe est dans la faillite totale.
http://www.madagascar-tribune.com/Tres-importante-pour-l-Afrique,13908.html
17. diloo
(
22/04/2010 23:34)
Madagascar ne figure pas parmi les invités de la Banque mondiale pour participer aux réunions du printemps et pourtant l’Afrique aura son troisième administrateur au sein de la Banque mondiale lors de cette réunion à Washington.
Normal, sady tsy nahazo reconnaissance ny CI, no sady sanctionné ny état de fait.
Dans le contexte actuel qui est favorable pour faire dorénavant de l’Afrique un pôle de développement et attrayant pour les investisseurs, cette réunion est véritablement cruciale pour la simple raison que ce sera le moment de la reconstitution des aides.
Mandehana haingana ianao ry TGV manao Reconciliation Nationale entre Movansa efatra aloha any Pretoria sy manaiky sonia hiarahana sy hajaina amin'izay.
Sinon, les aides pas pour Mada mais pour l'Afrique.
le point de vue des autorités de la Banque mondiale qui sont optimistes et fondent beaucoup d’espoir sur la capacité de l’Afrique pour une rapide reprise de la croissance.
Sur la capacité de l’Afrique, oui.
Pour Mada,tant que Andry est là non, car sanctionné.
Visio-conférence en instantané ce lundi 19 avril au siège de la représentation de la Banque mondiale à Ampefiloha
Mangetaheta ambon'ny lakana fotsiny ny HAT mahita vola lasan'ny Afrikana.
La Banque mondiale estime que cette croissance sera de l’ordre de 4% .
Ra8 avait fait mieux 7%.
TGV 0%=Bonnet d'âne et lapin errant sosonify.
La crédibilité des institutions est capitale pour réduire au maximum les sources d’incertitudes
Crédibilité de la HAT, vous rigolez ou quoi?
Crédibilité à l'ONU (TGV sans qualité) et à Genève(Manorohanta Cécile!)Pfff!
17 millions de dollars, selon la Banque mondiale peuvent étre acquis
La BM se moque de l'Afrique ou quoi? C'est tout pour le Continent Africain!
Haïti est mieux loti à plus de 350 millions de dollars.
L’implication de la société civile et des citoyens est indispensable et est encouragé pour exiger la redevabilité de la part des gouvernants.
Oui mais dans quelle condition avec un gouvernement militaro-civil actuel?
Comment veux-tu contribuer à quelque chose devant la gesticulation des fusils des FIS de putréfaction de ramarosokin-delison.
la Banque mondiale juge qu’avec le contexte et les moyens disponibles, les Objectifs du Millénaire sont toujours à la portée de l’Afrique en 2015
Et pour Mada, méme pas des miettes,la HAT se contente juste de ramasse-crâbes. C'est ce qu'elle sait faire en tout cas.=))
Ilay 4% izany ho raiketin'ny Afrika. Voatery ihany izany ry "x telo izay iray" mitodika any amin'ny Afrika Atsimo manao fifamoivoizina ara ékonomika.Io na akaiky antsika (kely ny frais de transport no misy ny rehetra any.Mety ho mora ohatra ny vidin'ny simentra.)
Merci pour l'info Rapika.
18. diloo
(
22/04/2010 23:47)
Le ministre de l’Économie, Fienena Richard avoue devant la presse ce mercredi 22 avril 2010 que les étrangers sont très peu enclins à créer des entreprise à Madagascar si on se réfère aux statistiques du premier trimestre 2009 et 2010.
Ny ankamaroany dia avy any @'ny firenena lavitra.Koa tsara ihany, miara miasa @'ny SADEC sy ny UA akaiky antsika.
Sa iza no antenain'i ra"x telo izay iray":Comores ve?
19. fijo
(
23/04/2010 19:16)
inona mo ano hiraharahianay izany???ny azy ny vola ef ahandrehetana afo.ny vahoaka no tsy mihinankanina.nefa izy ngah vahoaka???