Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i wawa, milahatra araka ny daty
wawa
(
17/09/2008 17:37)
sao misy andefa fiara lehibe asiako moto ?
Salut dol!!
mba manontany aho raha misy andefa fiara lehibe any Dago ,izaho mantsy manana moto 2 ny iray cross dia ny iray roadster .
Raha toa ka mahalina anao dia hifanamboarana ny fret .Marihina f...
tohiny
novalian'i wawa ny 15/12/2008 13:13
wawa
(
09/09/2008 19:31)
exportateur akotran'ny WALEX
Salama daholo ve?
Mbola misy pandefa fiara akotran'i Walexport ve eto an tanana?
Nahare aho mantsy hoe mbola misy any Panam any sady mora no i Walex.
Ka raha misy mahafantatra dia mba zarao e!
Mer...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:35
wawa
(
04/06/2007 21:36)
mima & jerry marcoss
Salut:lol:,
Mba mangataka lé hiran'ny mima sy jerry marcoss miaraka iny mitondra ny lohateny hoe "mafoaka" raha mba misy manana.Dé misaotra mialoha!...
tohiny
wawa
(
18/04/2007 15:33)
mitady an'i corinne
mba mangataka ny adresse email-n'i Corinne anabavin'i Tony (Zaza no dadanireo)izay mipetraka ao Majunga eny Mangarivotra raha misy mahalala.misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/06/2007 15:10
