Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i valinaka, milahatra araka ny daty
valinaka ( 10/11/2006 15:57)
madagascarien sa madagascarois sa malagasy sa malgache ?
andron'ny fivoarana izao ka mety raha atao tahaka izany ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao. ny tiana ambara de misy ambaratongany isika na tiana na tsy tiana :eran-tany de hoatr'izany daholo fa sai... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/11/2006 18:07
valinaka ( 30/01/2006 13:12)
mariazy anjara avy @ Tompo ary ny ankoatr'izay punition
ny fahavitan'ny mariazy de anjara tsy azo idovirana avy @ Tompo.satria na hiodina foana eny aza ka tonga @io sakramenta io de tsy noho ianao na izaho fa tendry avy Aminy. raha misy kosa olona tsy met... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 19/02/2006 03:39
valinaka ( 23/01/2006 13:47)
otan'ny vhv no nahavoaroaka tao edena ka tokony ho hendry
ny blème zay misy rehetra de avy @vhv daholo:raha mampirafy ny bandy de noho ny vhv satria raha tsy manaiky izy de inona no asiana eo ,omby sa kisoa? ny bandy tsy maintsy mikoty fa ianareo no tokony... tohiny
novalian'i valinaka ny 10/02/2006 15:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581