Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i titix, milahatra araka ny daty
titix ( 04/02/2009 11:16)
politika vendrana
Avy niteniteny foana i TGV t@samedi hoe hitantana ny raharaham-pirenena sy hanome ny baiko...sns. Dia izao koa fa lasa nanaraka ny adalĂ n'TGV ny filoha amperin'asa. Zavatra efa mikorotana mbola nampi... tohiny
titix ( 27/01/2009 09:37)
vaovao azo farany
Hitsangana zany radem ny gouvernement TGV fa tsy hanao négociation hono izy araka ny teniny 13mai androany.... tohiny
titix ( 27/01/2009 07:27)
Vita matavy
Vao milefitra @zavatra nangatahany eo io TGV io dia vita matavy. Tonga dia lamosina koa no azony @vahoaka. Tsy adala manko ireo vahoaka maro be manoana ny heviny ireo ka hanaiky ny hoe resin'ny Ra8 ar... tohiny
titix ( 26/01/2009 22:26)
tsy mbola tapitra foana efa @firy zao???
Tsy mbola tapitra iany ny rotaka sy fandrobana hatr@zao ora izao?? Tokony hatory @zay aloha ry vahoaka fa sao tsy misy robana intsony rampitso sy rahafak'ampitso a. pffffffff Efa tena mafy ny fiaina... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/01/2009 04:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092