Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tianne, milahatra araka ny daty
tianne
(
08/10/2007 13:17)
mba valio e
Slt daholo e,sao mba misy manana ny tonokiran'i faratiana oe "efa ela zao no nialako tan-tanana elabe.....ref ho avy aho ho avy e 2x, efa ela manimanina e..." rytmhe zook le iz fa tsy haiko ny titre. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2007 06:56
tianne
(
13/11/2006 06:44)
Noely
Sao mba misy afaka manampy mahita "tantaran'i Jesoa" lalaovina amin'ny Noely, na site mety ahitana azy, dia misaotra mialoha e.(tantara teny gasy a). ...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:44
tianne
(
03/11/2006 10:47)
gospel
sao mba misy afaka manampy ahy ny fomba atao ahafahana miditra anaty tarika GOSPEL tena tiako be mihintsy mantsy izy io. misaotra anareo sahady....
tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 13:01
tianne
(
03/11/2006 10:41)
mitady tononkira
sao mba misy mahay ilay tononkira natao lalao tany imaritsiatosika ny 01/11/06 lasa teo MAMBEAU. misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 13:20
tianne
(
03/11/2006 08:17)
tononkira
mba mila ny tonon'ilay kilalao, MAMBEAU natao tany IMERITSIATOSIKA tamin'ny alahady re raha mba misy mahay e,(tafika diosezy tana) misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 18:43
