Liste des messages
Liste des messages, inserés par tamraz, par ordre de date
tamraz
(
04/05/2015 05:49)
Jaky - Miara-mitempo
Misy mahita rohy an'io hira io ve ?
Nisy hitako ito http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6618 fa "extrait" fotsiny ilay izy.
Misaotra
...
suite
répondu par tamraz le 23/05/2016 10:48
tamraz
(
05/12/2013 13:10)
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary i...
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary ity ..."
Iza moa no mihira an'io azafady ?
Dia inona ny lohateniny ??...
suite
répondu par 5laody le 11/12/2013 18:20
tamraz
(
01/03/2013 13:41)
Mp3 an'i Nônô
Mitady hiran'i Nônô reny zay manana ô (soga kely, ialahy, ilay masoandro, etc.)
Aiza ny site mety misy anreny ??
Misaotra mialoha !!...
suite
répondu par tamraz le 07/03/2013 06:28
tamraz
(
11/07/2012 11:17)
Jean-Piso : Tsapiky 2000
Ngôdy d misy manana ny mp3 an'io any ?? (Jean-Piso : Tsapiky 2000)...
suite
tamraz
(
06/07/2012 07:21)
Radio Antsiva - Earl Klugh
Slt daôly !!
Misy musique an'i Earl Klugh zay henoko mandé ao am Radio Antsiva fôna refa @ émission an'i Ismaël.
Mety misy mahafantatra ny titre an'zay v amnareo ??
Ny tena tsara aza: mety mi...
suite
répondu par tamraz le 04/05/2015 05:31
tamraz
(
25/07/2011 11:51)
Hiran'i Mireille
Iza kay no mbola manana cassetten'i Mireille any ? Lé hirany taloha be reny an fa tsy izy lé efa nanao hiram-pilazantsara taty arina. Any @ mpivarotra lony tsy ahitana an'zany tsony e !!
Mba lazao z...
suite
répondu par Tahiry le 17/07/2012 11:21
