Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tahianamalagasy, milahatra araka ny daty
tahianamalagasy ( 28/11/2015 10:11)
Mila fanampiana
sao mba misy afaka mapita hafatra ho any sepiera viviane na bruno eto paris ,fa mba mila azy reo maika! Miaotra mialoa indrindra tompoko!... tohiny
tahianamalagasy ( 21/11/2014 07:51)
Mitady trano na hotely meuble BAGNEUX na CACHAN
Mba mila fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaotra indrindra mialoa, ary mirary soa e!... tohiny
tahianamalagasy ( 21/11/2014 07:39)
Fitadiavana trano na hotely mora eto Paris na BAGNEUX na CACHAN (Tohiny)
Miala tsiny, fa niampy le mba ilaiko fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaootra indrindra mialoa, ary mirary so... tohiny
novalian'i booboo ny 26/11/2014 08:13
tahianamalagasy ( 15/11/2014 16:12)
Fitadiavana trano na hotely mora eto Paris
Manaja Tompoko! Sao mba mahita trano na hotely mora eto Paris isika, fa mila hatory andalana noho ireo lafo be ,izay rehetra hita! Misaotra mialoa @ fifanomezankevitra ! ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068