Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i smileyah, milahatra araka ny daty
smileyah
(
19/06/2013 06:39)
Ny fanetren-tena
Ny kristianina tsirairay avy dia tokony hitafy ny fanetren-tena mandrakariva. Misy ny fanetren-tena ety ivelany ary misy ilay fanetren-tena ao anaty.
Moa ve ampy ny manana fanetren-tena ety ivelany fo...
tohiny
novalian'i TiaahyJesosy ny 13/01/2014 10:41
smileyah
(
23/04/2013 08:05)
Moa ve ilaina ny manao asa fivalozana ny fahotana?...
Moa ve ilaina ny manao asa fivalozana ny fahotana?
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/05/2013 17:00
smileyah
(
12/04/2013 14:10)
Moa ve ireo fijaliana sy fahoriana mianjady amints...
Moa ve ireo fijaliana sy fahoriana mianjady amintsika isan'andro ireny heverintsika ho famaizana avy amin'Andriamanitra sa fahasoavana avy amiNy koa?...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/04/2013 08:36
smileyah
(
09/04/2013 14:09)
Inona marina tokoa moa no atao hoe mino?
Mipetraka ny fanontaniana eto satria dia toa maro ireo milaza hoe mino nefa ny teny hoe mino mihitsy no tsy hain'ny ankamaroan'ny olona ka mahatonga azy hiozongozona ary hivadibadika toa lela may.
Koa...
tohiny
novalian'i toriteny ny 26/04/2013 03:24
smileyah
(
19/03/2013 12:46)
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny...
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny....
tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2013 07:49
smileyah
(
05/03/2013 08:21)
Mino ny fiangonana iray
Ao amin'ny fiekem-pinoana dia misy koa ny hoe: "MINO NY FIANGONANA IRAY, MASINA, kATOLIKA" : izany hoe manerana izao tontolo izao.
Ahoana ny momba an'io?...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/03/2013 14:31
smileyah
(
26/02/2013 06:09)
sitrano ny aretina mahazo ny tokantrano ankehitriny
Ankehitriny dia toa lasa lamaody ny fisaraham-panambadiana, ary maro ireo tsy mihevitra intsony ny fahamasinan'izany tokantrano izany. Ka raha vao miseho kely ny olana dia toa ny fisarahana no atao am...
tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:59
smileyah
(
25/02/2013 13:55)
tezera fa aza manota
Tezera fa aza manota. Nefa koa hoe raha mitezitra ny rahalahinao ianao dia hohelohina. Ahoana izany?...
tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:01
