Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sivisma, milahatra araka ny daty
sivisma ( 19/02/2009 09:43)
Karaman'i andry Rajoelina : 3 millions d'euros CONFIRME io
Mila mitandrina ihany isika Malagasy fa hay koa mahazo vola be ilay zalahy kely io avy any ivelany : 3 millions d'euros no contrat-ny miaraka @ olona iray sy antokon'olona vahiny.Ary izy kay,vao vita ... tohiny
novalian'i peta83 ny 19/02/2009 13:48
sivisma ( 31/01/2009 23:56)
Tsy Firenena fa Akanin-jaza ngôda be Madagasikara
Any ka ny fanolohana filoha dia hoatran'ny manolo couche-njaza.Ny filoha raha teo moa mieritreritra ny tenany fa izy irery no mahay mihira an'i ra frera zaka ô!!!!!!! :lol: Ny jamba ndray moa zao d... tohiny
novalian'i badboy ny 01/02/2009 11:17
sivisma ( 27/01/2009 12:43)
Ravalo,Deba,Tgv
Mila miala Ravalo fa tsy lasa tsony.Vita hatreo ny "minoa fostiny ihany". Sept années d epouvoir ve lery nahangona ny vitan'ny deba tao antin'ny 20 ans.Tsy mila homme d'afffaires-Président tsony al... tohiny
novalian'i molota ny 29/01/2009 06:19
sivisma ( 26/01/2009 20:18)
Tsy maintsy zao foana ve???
Mampalahelo fa dia ny bandin'ny tanana ndray no hifafa ny kihony @ fitadiavana vary,menaka,siramamy,lasantsy,.... Fa izy ity ve tsy azo régler-na any ambadika any e!Ny mpitondra raha teo koa moa dia... tohiny
novalian'i sivisma ny 27/01/2009 12:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085