Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i shala, milahatra araka ny daty
shala ( 24/04/2015 05:44)
citron
Miarahaba ny namana rehetra! Inona kay ry zareo no effet any fisotroana renom-boasarimakirana maina azafad? Zany hoe apangotraana n rano dia asina tetika citron ef le maina amidy any an tsena reny? M... tohiny
novalian'i endriny ny 25/04/2015 06:44
shala ( 25/03/2015 12:29)
tena izy ve?
Tena mba gaga aho ry namana isany,mba efa elaela iany aho no mpikambana tato nefa dia Tena gaga aho anjoany fa naita anaran' olona mitovy le olo-tiako(prénom-any anakiroa mitsy fa ts mb hoe ray iany)... tohiny
shala ( 25/03/2015 02:34)
examen
Salama daholo e! Andao mba atsiaro ilay rehefa examen tany ampianarana fa otrany nafinaritra . Ny ahy zao tsy adinoko mitsy.rehefa fanadinana moa dia ts maintsy misy akizy afa classe manasaraka toeran... tohiny
shala ( 14/09/2014 04:30)
mba miangavy
Miarahab ny mpisera rehetr.aty an tanin olona aho ary tena irery.noho zany ts mb manan fialambeoly maro afats ny mihaiahno hira mb .mafinaritr ahy.ka mb miangavy@nareo namana mb omeo titre re o mpihi... tohiny
novalian'i hery ny 14/09/2014 21:26
shala ( 18/04/2014 05:44)
manelingelina
miarahaba ny namana ato@serasera! mba mila fanampiana&toro-hevitr ra mba misy mahalala.mba tovovavy ihany ny tena fa dia toa mandreraka mahita ny vehivavy be volo tongotra,faniriko ny mba ts apaniry b... tohiny
novalian'i shala ny 12/06/2014 19:49
shala ( 14/03/2014 09:01)
inona no marina
miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary at... tohiny
novalian'i mycall ny 29/11/2014 14:09
shala ( 20/02/2014 05:32)
fitadiavana
salam dahol!tato no nafantarako f ato no ahitana namana aingana indrindra ra mitady ka noh zan dia mba itady namana ato za ra toaka hanjarako ny ahita na tsy. izaho dia tovovavy 22ans,irery aho a... tohiny
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:54
shala ( 25/01/2014 07:37)
efa nisy ve!
salama daholo e!nataoko ato@lohahevitra fitiavana mitsy ti mba afahan' ny rehetra mamaly na lahy na vavy. hono hoa ry namana pisera rehetra,tsaiko aloha raha efa nisy tato ti fanontaniko ti na tsy ... tohiny
novalian'i shannie ny 22/02/2014 08:35
shala ( 21/09/2013 05:18)
misy vaolana ve?
salut!dhlo e!mb mila fanapina ret f tn sairan mits @ti ts ampy metatr ti ka sao mb mis azonareo anapina azafad. za sipa22ans nf d tn foy loatr ni ol rht mten f diso foy,z nf mb mis endrik ian f i... tohiny
novalian'i vale ny 13/10/2013 12:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076