Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i segadombolo, milahatra araka ny daty
segadombolo
(
20/02/2007 14:07)
vohoka sy ny sira...
Manao ahoana daholo!
Ny dokotera sasany milaza fa rehefa amin'ny faha-7 volana dia ahena ny sira, ny ahy aloha dia izay no nampahalalana ahy hatramin'izay e, nefa nisy nilaza teto fa hoe: tsara kokoa...
tohiny
novalian'i Zina ny 22/02/2007 19:35
segadombolo
(
17/02/2007 14:10)
Tsy maintsy didiana hono...
Manao ahoana daholo!
Misy vehivavy iray izay hiteraka ny zanany voalohany à 40 ans, de hoy ny mpampiteraka hoe " tsy maintsy didiana satria efa lehibe taona". De mba manontany tena aho hoe: tokony h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 15:03
segadombolo
(
07/02/2007 12:54)
Renim-pianakaviana
Manahoana daholo,
Tantara fohy no lazaiko ary ilako fanazavana na hevitra amin'izay mety mahalala.
Mitondra vohoka ny tenako ary hitako fa somary hafa tamin'ny vohoka tamin'ny zanako teo aloha. Fa ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/04/2007 07:51
