Liste des messages
Liste des messages, inserés par sariaka, par ordre de date
sariaka
(
27/01/2008 17:40)
passport taloha sy ilay vaovao
Hono ho'aho, ho an'ireo izay mipetraka eto Italia tahaka ahy ka mbola tsy manana ilay passport vaovao, henonkenonareo ve mandra-pahoviana no manan-kery ilay passport taloha ? araka ny mba henonkenoko ...
suite
répondu par mbaliana le 04/02/2008 20:03
sariaka
(
22/05/2007 15:26)
Hira audio mp3 na wma
Hono ho aho, sao mba misy mahalala sites na blog hahafahana mihaino hira malagasy mp3 na wma aza tsy maninona. Mba hanalana azy e, mitsotsotra dia mba mankafy eo e na dia tsy azo telecharger-na aza ts...
suite
répondu par xxx le 28/05/2007 10:09
sariaka
(
26/07/2005 12:20)
lalaom-pahazazana
Hono ho'aho ry reto ? Nareo ve mba mahatsiaro ireny lalao fanao tamin'ny fahazazana ireny, ny fiombonam-pifankatiavana tamin'izany,ny fivondronana, ny haditrana kely.. Ohatra ny ahy hilaza iray aho, r...
suite
répondu par nanourand le 04/08/2005 00:48
sariaka
(
23/07/2005 06:25)
Ny nofinareo ve ?
Hono ho'aho,ny nofinareo ve mandrotsirotsy anareo sy mampatory anareo bebe kokoa foana sa.. Ny ahy indraindray na matetika dia vao mainka manaitra na mampiasa saina na mampivarahontsana ilay nofy dia ...
suite
répondu par fijo le 09/08/2005 21:26
