Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rovitra, milahatra araka ny daty
rovitra ( 31/08/2005 19:56)
manankarena ny gasy
Be ny firenena efa noteteziko,ary azoko lazaina fa manankarena ny gasy,harena amban'ny tany. Fantatry ny vahiny izany. Mitady hevitra sy mivaky loha ry zareo @izay fomba haingana sy mahaomby, angalana... tohiny
rovitra ( 25/08/2005 21:22)
mila politika hendratra i Madagasikara eo anatrehan'ireo fir
Mila politika hendratra i Mada. eo anatrehan'ireo firenena mantajaka. Ny firenena mahantra toa antsika no ataon'ny sasantsany tohatra fihakarana. Mody hoe manampy. Raha fanampiana marina tokoa no atao... tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075