Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i robot, milahatra araka ny daty
robot ( 14/07/2007 11:12)
mba mangataka eh
miarahaba antsika rehetra eh, mba mangataka ny tonon-kira n'i Lôla ireto eh: I gasikara ; Fihavanana dia misaotra mialoha ary oh... tohiny
robot ( 30/10/2006 05:51)
namana. serasera.org
bjr!oh:D miarahaba antsika rehetra eh!:-* dia mirary fahasalamana koa. mangataka zany ny tenanay @ izay rehetra nanatrika ny fotoana fitsangatsanganana tany vontovorona eh! hoe nanao ahoana ny t... tohiny
novalian'i tslem ny 01/11/2006 08:01
robot ( 25/10/2006 09:33)
lozam-piara manidina
slt ! Nisy lozam-piara manidina tany tuléar ka maty daholo izy 6 tao anatiny izany no vao2 henoko tamin'ny radio androany maraina ka ny minisitra no niditra nivantana t@ alaln'i phone nilaza io... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 08:26
robot ( 10/10/2006 12:37)
aza dia fitahina loatra re ny fitiavana ao anatinao ao eh!
slt !dol an:D misy manko ny ol sasany milaza fa refa mifanaritarika eny rehatra eny ry zareo (vehivavy sy lehilahy io an:*)de hoe izany hono no atao hoe mifankatia sy miaraka ry zareo :evil: ao mo... tohiny
novalian'i soanava ny 02/11/2006 07:24
robot ( 28/09/2006 09:55)
inona izany atao hoe:fitiavana fitiavana izany?
manao ahoana daholo isika rehetra eh! mba fantatrao tsara moa ny zvtr fonosin\'io teny kely io hoe: \" TIA\"? fitiavna zany no tiko horesahana eto an:D misy ny ol sasany manko tsy mahafantatra izay... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2006 21:46
robot ( 19/09/2006 16:18)
fa aiza daholo ary
salut fa hono ho aho ry zareo an diso ve zah raha toa ka milaza an zan eto fa maninona hoa ny ol sasany tsy mba mamaly mihintsy refa andefasana msg eh, nefa anie ka izy ireo ihiany no milaza fa mi... tohiny
novalian'i robot ny 27/09/2006 10:11
robot ( 15/09/2006 09:05)
fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray nympanao politique
slt! dol:D lasa ho ah ny saiko eh teo ampisakafoanana aho no somary lasa saina kely eh fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray ny mmpanao politique eh, jereo nareo fotsiny mo;zao le vao2 ofisial... tohiny
novalian'i robot ny 21/09/2006 18:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083