Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rnjaka, milahatra araka ny daty
rnjaka
(
08/04/2010 07:19)
Karakarao fa mivoraka
Manao conférence de presse i Jeneraly Nandra(sannnna). Tsy hiala ao amin'ny place-ny i leiry fa ambenan'ny miaramila.
Tokony mafana tsara zany 13 mai sy Ambohijatovo satria hisabadidaka ny miaramila...
tohiny
novalian'i Rajakoo ny 08/04/2010 10:31
rnjaka
(
17/11/2009 08:26)
Lesom-pitiavana
Ary toa tsy mba misy lesom-pitiavana eto amin'ny serasera e? Vonona ny hanome lesona maromaro aho fa efa nahita experiences maromaro ihany raha tinareo. Sady ianareo koa mba mizarĂ amiko....
tohiny
novalian'i maryline ny 25/11/2009 13:26
