Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i razamble, milahatra araka ny daty
razamble ( 08/05/2008 07:10)
Bebe Razanatompo ela velona 118 taona
Mba te ho ela velona ôtran'i bebe koa zà. http://www.madagascar-tribune.com/Bebe-Razanatompo-118-taona,6417.html... tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 07:12
razamble ( 02/05/2008 21:35)
Mitady tranonkala manokana an'ny poeta gasy ankehitriny
Jiaby, Tia tononkalo gasy aho ka mba misy afaka manoro ahy ireo tranonkala manokan'ny poeta gasy ve ?... tohiny
novalian'i zoukimi ny 09/09/2008 20:04
razamble ( 20/03/2008 17:41)
Paska RNS hisy orana sy lanézy
Manahy aho rey olona fa hamirifiry ny hatsiaka any Vichy. Ny asabotsy dia hanorana. Ny alahady fanaovana finale dia hisy lanézy. Aza mitondra ankizy raha azo atao fa ndrao dia hanavy izy ireo !... tohiny
novalian'i tess ny 24/03/2008 16:53
razamble ( 09/03/2008 15:39)
Eliza Freda
Misy mahafantatra ny tononkalon'i Eliza Freda ve ? Ohatra : Ao ambany dongon-tany, ao anaty vatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela (Eliza Freda)... tohiny
novalian'i razamble ny 11/03/2008 21:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072