Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakarandoha, milahatra araka ny daty
rakarandoha ( 20/04/2005 06:37)
MOPERA sy BENOIT
Salut ny namana rehetra. Tantara iray izy ty izay notantarain'ny namana iray izay mpampianatra @ sekoly katôlika eto Antananarivo ka voaresaka teo ampandrenesana ny nahavoafidy ny Papa Benoit XVI. ... tohiny
rakarandoha ( 11/04/2005 07:30)
RABEMANANJARA Jaques
Mahagaga sy mahavariana ihany isika malagasy. nodimandry iny Ingahy RABEMANANJARA Jaques, ny nahavariana dia vitsy isika no nanotrona t@ fotoana niareta-tory teny Ankorondrano. Inona re ny antony eh?... tohiny
novalian'i pitchou ny 01/05/2005 16:54
rakarandoha ( 07/04/2005 10:47)
NY MARINA MOMBA NY VPM NESORINA( NANALA TENA)
Salut! Misy vaovao tena marina ity momba ny nialan'ny VPM teo aloha Zazah RAMANDIMBIARISON. Izao no zava-marina: Misy vola izay nomen'ny Banky Mondiale hikarakarana ny fitaterana eto amintsika. ta... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2005 19:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1022