Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafozanasket, milahatra araka ny daty
rafozanasket ( 15/03/2006 09:23)
Tantara marina tany aminay tany
Nisy sipa telo vavy ka té hanandrana ry zareo hoe mba manao ve reny mopera ireny, ka dia lasa ry zareo nakany aminy mopera: 3 vavy: tara fiara zay mopéra fa mba hatory ao aminao Mompera: tsy manin... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:15
rafozanasket ( 14/03/2006 16:39)
Iray njé!!
Niaraka ny president Bush, Chirac, Ravalomanana, ka niresaka: Bush: zay lety ny favy indrindra eto aminy planeta a! anay ny tanàna, efa noravainay sy nozerainay ny baomba zao Iraka! Chirac sy R... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:31
rafozanasket ( 14/03/2006 16:28)
ketrika mora kely
Misy paoma 8 dé misy maivana ny iray aminireo, dé ianao tsy afaka mandanjà mihoatrany indroa amina balance. Dé ahoana ary no afataranao hoe ity na iry lé paoma maivana?:!:/:/... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:32
rafozanasket ( 25/02/2006 09:05)
Saka mainty kely!
Very ary ny saka maintykelin'i lita ka nitaraina mafy taminy rainy izy! nitady erany tanàna fa tsy hita mihintsy lé saka kely. Ka indray andro nandeha namangy ny bebehany tany ambanivohitra i Lit... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 16:10
rafozanasket ( 24/02/2006 16:44)
IO toaka io, pelaka
Nisy bandy pelaka nandalo tamna bar ka nanontany hoe: aiza no misy bandy azo amboarina? dia namaly ilay barman hoe: io bandy mamo io amboarina dé ametrao vola. Dia nony tonga ny maraina gaga be ilay ... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476