Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabilabila, milahatra araka ny daty
rabilabila ( 23/03/2009 12:51)
deception
Vus sur les foras de Serasera ces dernier temps: - Apologie du viol: "ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e" ".. le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa no... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:57
rabilabila ( 09/02/2009 21:07)
Ny kiakiakam-poko
Lavitra ny tenako , eny tena lavitra ;na izany aza dia: Marary ahy ny Taniko !! Malahelo anareo aho ry mpiray Tanindrazana amiko!! -Ianareo namoy ny ainy nohon'ny fahantrany ara-tsaina nohon'ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 09:54
rabilabila ( 10/11/2008 09:43)
Mama Africa
Maty tany Italie i Myriam Makeba . Hoa n'ireo mbola tanoranora angamba ny ahalalanareo azy dia ny fiarahany nihira t@ Paul Simon ,na koa ilay hira hoe "Pata,pata". Amiko izy dia taratra amin'ny ad... tohiny
novalian'i ikalamako ny 13/11/2008 21:38
rabilabila ( 09/11/2007 15:30)
Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso
Hono ho'aho ,ho anareo rehetra mpino (kristianina) eto.Mametraka fanontaniana ihany ny tenako indraindray hoe : MITOVY VE I JEHOVAH SY ILAY ANDRIAMANITRA ATAON'I JESOSY HOE : RAIKO ? Ny mahatong... tohiny
rabilabila ( 07/11/2007 10:56)
Maty i Tôty
Maty alina i Tôty ,kamboty mpanakanto indray ny Malagasy .Anisan'ny mpanakanto incontournable izy eto Madagasikara ,saiky niantso azy daholo ,noho ny fahaizany mandrindra , noho ny fahaizany mitendry... tohiny
novalian'i bbdou ny 15/11/2007 06:50
rabilabila ( 12/10/2007 22:53)
Rehefa resaka finoana
Rehefa mandinika amin'ny ankapobeny ny resaka rehetra atao eto aho(ary ampidiriko amin'izany ny tenako)dia te-hametraka fanontaniana: - Capables ve isika ireto :handinika ,hamakafàka,hampitaha,hametr... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:48
rabilabila ( 26/05/2006 07:40)
Hiaraka isika.....
iza avy no handeha hiaraka amin'i Dadah-Bodo-Bekoto amin'ny 16 juin ao Paris ? Sambatra ianareo aloha fa izahay aty Ambanivohitra aty mba miandry zavatra ohatran'izao e!! Milay aloha ilay formule indr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/05/2006 05:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0791