Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabejo, milahatra araka ny daty
rabejo
(
28/11/2005 14:45)
Fangatahan-kevitra momba ny fetin'ny faran'ny taona
Aiza no tena mba Ambohipihaonan'ny gasy eto Montpellier rehefa fetin'ny faran'ny taona e ? Izahay manko izao tsy mba manana toeran-kaleha fa dia miandry ny antson'ny namana raha misy azo iarahana....
tohiny
novalian'i zandrikely ny 17/12/2005 19:00
rabejo
(
15/11/2005 17:17)
Fantsaram-belatsihy ve ?
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa m...
tohiny
novalian'i rachid ny 30/11/2005 09:36
