Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pitchoune, milahatra araka ny daty
pitchoune ( 02/02/2004 19:28)
Ary ny aty an dafin driaka rahoviana?
Ary ny antsika aty ivelany mba rahoviana e?... tohiny
novalian'i kitjo ny 22/03/2004 14:20
pitchoune ( 28/01/2004 17:26)
Ny fahamarinana sy fahamasinana any dago malalantsika
Afaka mijoro vavolombelona eto aho fa mbola tsy misy ny atao hoe fahamarinanana sy fahamasinana any amin io Mcar tsika io. Mampalahelo be satria ao anivon ny fitsarana mihitsy no itrangan ny zavatra t... tohiny
novalian'i hps ny 25/09/2004 18:55
pitchoune ( 27/01/2004 18:18)
Ny hava tiana tsy hiaraha monina
Very hevitra tokoa izahay mivady eto satri ny tena mbola sahirana nefa ny olona ipetrahana toa manahirana be ihany, ny tena mba efa miezaka manao izay azo atao nefa toa tsy misy sitraka sady tsy vitan... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2004 11:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011