Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i pisou206, milahatra araka ny daty
pisou206
(
22/09/2010 12:56)
MOFON'AINA ISAN'ANDRO
Bjr,
maninona hoa ra mofon'aina in-1 no hifampizarana eto e
Mab liana amin'io a mantsy fa saingy mbola vao mianatra soratra masina e
misaotra @zay afaka manome fanazavana...
tohiny
pisou206
(
15/09/2008 05:43)
MITADY MPANAMPY AN-TRANO KILASY MANDRY ATY TOAMASINA
Bjr,
mba mangataka fanampiana e, mitady ankizy hanampy ao antrano akia za sao de mba mahita nareo an, 20 - 30 ans, 150.000 Fmg ny karama fa aty Toamasina an.
Aloako ny frais aller TANA-TAMATAVE ra...
tohiny
novalian'i stanyh ny 21/09/2008 09:32
pisou206
(
07/03/2006 10:22)
mitady namana
salut daholo a
Sao mba misy afaka manampy anay anie ianareo e.Filles de rues ny Ariane Tourism Institute Tamatave ihany.
Mba mitady ny numéro phone na adresse mail -ny Rija Ratafika - lay bandy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:44
