Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i njaraiharana, milahatra araka ny daty
njaraiharana
(
17/10/2013 19:33)
Tovolahy mitady taolantehezana
Miarahaba
Tovolahy 32taona nisarabady, mananjanaka lahy kely (à charge) (de bas ages), manana anton'asa; monina aty europa, fihaviana :Antananarivo
mba te hifandray @ tovovavy matotra, efa mba monina...
tohiny
novalian'i shannie ny 05/03/2014 17:20
njaraiharana
(
05/10/2013 22:21)
KAPILA
Salama daholo
Misy sarimihetsika izay mitondra ny lohateny oe:"KAPILA" na oe " Quand la terre rencontre la lune" ngamba izy isay, tsy tsaroko tsara, nolalaovin'i Vandanitra.
Sao dia mba misy mahalala ...
tohiny
njaraiharana
(
28/10/2012 03:48)
Renimpianakaviana midaroka vady sy zanaka, mila ny hevitrareo.
Miarahaba
Mba mila ny fomba fijerinareo @ decision noraisiko, @ ito tranganjavatra iray ito.
Za dia raimpiavakaviana, mananjanaka kely vao 4ans, ary vao nisaobady, satria tsy zaka intsony ny fiainana ...
tohiny
novalian'i MITIA7 ny 07/08/2015 09:21
