Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niainalynx, milahatra araka ny daty
niainalynx ( 19/12/2007 10:50)
RAISE YOUR VOICE : toa mbola misy olana foana ?
Inona marina no zavatra nitranga tamin'ny demi finale tam zoma lasa teo fa toa tena nisy conférence de presse mitsy tao am Fiangonana Amparibe Famonjena omaly ! Ny mba henoko tam télé record nolaza... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2007 22:15
niainalynx ( 19/12/2007 08:39)
RAISE YOUR VOICE : toa mbola misy olana foana ?
Toa hoe nisy conférence de presses omaly teny Amparibe Famonjena momba ny tsy fahamarinana nitranaga tam demi finale tao am FJKM Isotry Fitiavana . Tsy nahita vaovao aho ka mba te hahalala ny zavatra... tohiny
niainalynx ( 04/12/2007 10:40)
RAISE YOUR VOICE = RAISE YOUR MONEY
Ny alika marina hoy ny ntaolo jamban'ny taolana fa ny MBS jamban'ny vola amin'ity Raise your voice ty e ! Toy izao ny sandan'ny sms nataon'ireo tafakatra soa amantsara : 15 378 000 fmg ny an'ny goupe ... tohiny
novalian'i ivoire ny 03/12/2008 06:07
niainalynx ( 04/12/2007 06:49)
RAISE YOUR VOICE : nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola
Nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola ny anaran'Andriamanitra. Totohondry sisa tsy raikitra tao amin'ny MBS tamin'ny fivoahan'ny vokatra amin'ny RAISE YOUR VOICE. Nanomboka tamin'ny 11atoandro ny fiandra... tohiny
novalian'i velomino ny 27/12/2007 10:30
niainalynx ( 15/10/2007 05:56)
Hivoaka tsy ho ela ny biographie an dRAVALOMANANA
Tam zoma hariva tao amin'ny invité du Zoma an'ny TVPLUS no nilazan'i Gilbert RAHARIZATOVO fa nanao ny biographie an dRAVALOMANANA izy ka nandritra ny dimy taona be izao no nanaovany ny fanadihadihana... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/10/2007 07:00
niainalynx ( 12/10/2007 10:48)
Tsy maintsy mandainga ve ny mpanao politika ?
Lasa ihany ny saiko mandinika ny zava-misy eran-tany fa tena tsy misy sahy milaza ny marina avy hatrany ny mpanao politika amin'ny toe-javatra mitranga e ! Te hiteny mitsy aho hoe tsy honnête ve zany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 06:59
niainalynx ( 16/09/2007 05:02)
zay namana aty diégo dia manorata amiko e
Za ry reto mba te hifanoratra amin'ny namana aty diégo a ! Tsy aleo ve mifankafantatra e? Inona fotsiny ary no maha mpinamana o?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 09:46
niainalynx ( 15/09/2007 07:53)
Fivondronan'ny namana isaky ny faritra
Asa na mety na tsia fa tokony hisy fivondronan'ny namana rehetra isaky ny faritra e ! Aty diégo aho zao dia tsy mahalala ny namana mpiserasera avy aty diégo mihitsy. Misokatra ny ady hevitra e !... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1333