Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i natiora, milahatra araka ny daty
natiora ( 02/12/2011 06:09)
MECANICIEN
Mitady mecanicien auto eto @ idf,mba toroy ho any zay mahay... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 16:15
natiora ( 22/01/2011 16:33)
RADIO
ahoana ny fomba fihainona mafm, na rdj en ligne ho any zay mahay azafady misaotra mialoha... tohiny
novalian'i raherigna ny 27/05/2011 13:18
natiora ( 28/01/2009 10:34)
Gadrao Ravalomanana
Ra8 no nahatonga izao rehetra, raha mba nahay nadefitra kely fontsiny izy tsy tonga tamin' izao... tohiny
novalian'i zoukimi ny 28/01/2009 23:34
natiora ( 01/06/2008 09:43)
Bessa
Mba mangataka ny anarana feno ny Bessa ho anyu zay mahay... tohiny
novalian'i hertix ny 07/06/2008 08:13
natiora ( 19/05/2008 07:12)
Didy jadona
Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa, zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 17:12
natiora ( 17/05/2008 16:45)
Mahavita
Apetraka anio ny vatofehizoro ny lapan'ny tananan'Antananarivo, izay ny ben'ny tanana vaovao no manao azy nadia tsy tao anaty programme azy, tena mahavita azy ny ben'ny tanana amizao midika zany fa ts... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/05/2008 23:40
natiora ( 15/05/2008 14:33)
tia
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany... tohiny
novalian'i ploue ny 29/05/2008 14:57
natiora ( 09/05/2008 08:02)
ndao hody e!!
fa maninona ny gasy zay tonga aty lafrantsa no tsy maniry hiverina any dago intsony misy antony manonkana ve ao, ary ny any maniry ny hankaty fa ahoana mihintsy e!... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 30/10/2009 05:48
natiora ( 02/05/2008 15:59)
zany e!
hono hoa hoa ry reto a, ilaina lehibe ve ny zavatry ny lehilahy vao mahazo tsirony ny vehivavy... tohiny
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:44
natiora ( 27/04/2008 13:49)
TGV
Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e! ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 17:18
natiora ( 26/04/2008 08:48)
karajia
za dia maniry ny hiditra karajia fa tsy dia haiko loatra no mampiasa azy ka mila toro hevitra avy @nareo... tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2008 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0204