Liste des messages
Liste des messages, inserés par nancy, par ordre de date
nancy
(
20/04/2009 16:48)
Capsat mahazo basy
Raha tsy nanana basy moa ny capsat, izany hoe raha tsy nangoniny ny basy tany amin'ny camps miaramila rehetra tany dia inona ny zavatra nitranga??
Mino marimarina aho fa efa ela ity tgvendrana ity n...
suite
répondu par locl le 20/04/2009 19:16
nancy
(
08/04/2009 21:36)
Vavolombelona momba ilay fanjakana jiolahy
Itony koa mbola anisan'ny temoignage fa fanjakan'ny jiolahy ny an'i tgv.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-0404...
suite
répondu par nancy le 09/04/2009 16:19
nancy
(
29/03/2009 06:45)
Tena courageux ilay ranamana: Mahery fo
http://www.dailymotion.com/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news...
suite
répondu par andrywui le 29/03/2009 18:38
nancy
(
24/03/2009 22:29)
Jereo koa itony, tsarao amin'izao e.
Izao ve no mba olona azo anankinana ny filaminam-bahoaka???
http://www.youtube.com/watch?v=WrgjZN3lrxk...
suite
répondu par fijo le 25/03/2009 23:08
nancy
(
23/03/2009 23:48)
Inona no mba qualite hitanao amin'i tgv?
Ny zavatra rehetra nataon'i tgv mihitsy no tsy mbola nisy nahitako qualite na iray aza hatramin'ny nanombohany ilay tolony iny ka hatramin'izao. Ny zavatra hitako dia resaka sy fihetsika jiolahim-boto...
suite
répondu par moi le 27/03/2009 11:16
nancy
(
31/01/2009 18:40)
Iza no mahatonga an'ity TGV ity ho sahisahy miteny sy mibaik
Iaraha-mahalala fa i Mcar dia colonie frantsay. Mbola te hanjanaka eto foana ny frantsay hatramin'izao. Tsy tiany handroso izany i Mcar e.
Ny zava-misy nefa dia nitodika tamin'ny firenena hafa i R...
suite
répondu par voafarany le 02/02/2009 20:00
nancy
(
01/12/2006 14:01)
bisous rakakabe
Salut.
Mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe Bisous Rakakabe , izay manana o.
Merci
Nancy...
suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 11:15
