Liste des messages

Liste des messages, inserés par mozart, par ordre de date
mozart ( 30/07/2008 17:31)
Hiran'i Rastefa
mba mangataka ilay hiran'i Rastefa ( Betsileo) "mbaomeo ny akama, raha tinao ho tamàna ,@ty tanàna......." ... suite
répondu par Mandefitra le 01/08/2008 06:46
mozart ( 28/07/2008 19:25)
mba mangataka e
mila ny hiran'i Lendrema hoe sangim-pitia, de le an'i Dadah sy Brillante hoe "sans nouvelle" merci d'avance e ... suite
répondu par ainaheri le 30/07/2008 05:14
mozart ( 21/06/2008 11:37)
mitady namana fa irery!
salut daholo an!! tena tsy azoko fa izay sipa miaraka amiko dia mamitaka ahy daholo, efa mba manao izay tratry ny heriko za @ fitiavana azy fa tsy mety e! lasa daholo.... mety amiko izany ny miaraka @... suite
répondu par ANJARATIANAH le 09/10/2008 11:21
mozart ( 25/01/2004 20:31)
fantaro ny ENS/EPS
Mpianatra eny @ ENS/EPS za de zay mila fanazavana momba io de omeka malalaka tsara! ivon-toerana mampiofana ny tanora ho mpampianatra @ alalan'ny sport,de atao ao daholo ny 90%sport eto Madà... suite
répondu par doola le 06/02/2012 10:30
mozart ( 17/01/2004 17:21)
misy jôba tiako ato
Mba ampio za fa misy sipa tiako ato @ namana ato fa tsy haiko izy na tia na tsia nefa zahay mba mifanoratra ihany!toroy hevitra za hoe inon'ataoko ,mafy zalahy rehefa tena tia an!!!... suite
répondu par anadriantsoa le 19/10/2010 15:02
mozart ( 10/12/2003 16:58)
ilaina ve ny misolosolo....?
ilaina ve ny mipeka jôba samihafa?satria toa ohatran'leo za raha sipa 1 foana ao anatin'ny x .toy ny laoka ve:lundi ......dimanche de ho hena foana fa ny fahandro fotsiny no miova(ritra,rony,....)... suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:18
mozart ( 10/12/2003 16:53)
fantatro fa nasian'ny akamako......
tena notantarain'ilery ihany fa namboariny lé jôba nefa tsy hainy hoe jôbako io,t@ detail an!de inona no tokony hataoko?nefa za'm'revy an'le sipa.mba omeo hevitra za' ry tovovavy a!!!!!!!... suite
répondu par vegas le 23/02/2004 18:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089