Liste des messages
Liste des messages, inserés par mishou, par ordre de date
mishou
(
25/06/2005 14:03)
andao hilalao kely indray e!
1° inona ny atao ampidirina ny elefanta ao anaty frigo @ fihetsika in -3
2° ahoana no ampidirana ny zirafy ao anatin'ny frigo @ fihetsika in -4
3° nanao fivoriam-be hono ny liona ny biby rehe...
suite
répondu par akamatiana le 24/07/2005 20:07
mishou
(
25/06/2005 09:35)
mitady olona mipetraka any barcelone espagne
TSY MANANIHANY ITY AN
Mikasa andeha ho any bercelon espagne aho ny 02/07 ka hatr@ 07/07 de sao dia mba misy namana gasy afaka mampiantrano fa hiaraha- mahalala ny hofan'ny hotely nefa za tsy misy olo...
suite
répondu par fijo le 12/07/2005 20:27
mishou
(
04/04/2005 11:38)
Kopia nahaterahana
Teraka soa aman-tsara hono ny vadin'ity ranamana ka nandeha nankany @ firaisana lery hanao kopia ho an-janany.
Nametraka fanontaniana ary ilay mpiasan'ny firaisana, iza ramose no atao anaran'ny zanak...
suite
répondu par iartistika le 09/04/2005 18:17
mishou
(
24/03/2005 13:38)
anjanamasina (mifangaro teny faran'ny tsy hay kely)
Niainga hono ity vehivay psychiatre iray hitsapa hoe efa nihahendry sa tsia ireto adalany ireto.
Dia nampidirina ilay voalohany.
Inona ity(nanao sari faribolana izy)
-Un chat madame
* fa ahoana
-...
suite
répondu par sonwin le 24/03/2005 16:25
mishou
(
17/03/2005 11:26)
Hotely
Niditra hotely gasy hono ty ranamana fa tena kola avy niasa, dia nikaomandy
Nem 3
Lasoupy soukril 1
Dia rehefa voky tamin'ireo hono dia nilaza hoe mba asio kafe madama mantsy ilay serveuse.
Inona ...
suite
répondu par iartistika le 29/03/2005 15:55
mishou
(
15/03/2005 15:09)
Arabo anankiroa
Niditra fiara hono i Rachid sy Mohamed dia iza ary no nitondra o!!!
Valiako ity afaka 2 andro fa mahazo biz'oroka izay mahay ny valiny o!
:wink: ...
suite
répondu par sonwin le 19/03/2005 15:43
