Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mijo, milahatra araka ny daty
mijo
(
20/10/2004 14:19)
FISARAHANA
Inona ny mety mahatonga ny mpivady hisaraka ?.Ary inona no mety ho fiantraikan\'izany eo @ ankizy....
tohiny
novalian'i bekorontana ny 06/11/2004 11:38
mijo
(
20/10/2004 14:16)
VOKA-DRATSY
Inona ny voka-dratsy mety hateraky ny fisarahan\'ny ray aman-dreny @ ankizy:Fisarahana ara-nofo ( divorce ) ....
tohiny
novalian'i ramaso ny 26/10/2004 20:14
mijo
(
02/10/2004 09:26)
FIRY TAONA
Firy taona ny bandy no tokony hanao firaisana voalohany ?...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2005 11:06
mijo
(
12/08/2004 12:54)
MPIRAHALAHY
Na eo @ samy mpirahalahy ny mpirahavavy ve dia tokony hisy ny henatra.Ao aminay ohatra dia menatra ny zandrinay lahy ( 16 taona ) misolo akanjo na dia izahay samy bandy aza ny ao @ chambre.Ny anay re...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:28
mijo
(
29/05/2004 12:22)
Ndao mba hiteny RAINIBOTO
Maninona raha mba mifampiresaka @ fiteny vahiny indray isika e ?.Nosy manko ny Nosintsika ka tokony hahay fitenim-pirenena hafa isika.
Izay tianareo na Anglais na Allemand fa mety daholo.
Bye...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 14:59
mijo
(
05/02/2004 14:37)
MISY FAMANTARANA AZY VE ?
Misy ahafantarana azy avy aty ivelany na @ fihetsiny ve ny bandy PD ?....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 21:51
mijo
(
30/01/2004 16:19)
HENATRA AO AN-TRANO
Tsy azoko mihitsy fa misy fianakaviana dia tsy misy henatra intsony ao an-trano.Ny zanaka lahy tsy menatra ny miboridana eo anatrehan'ny anabaviny na ny olona rehetra ao an-trano ?.Hitanareo mety ve i...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/03/2004 20:50
