Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i midjoh, milahatra araka ny daty
midjoh ( 18/05/2011 08:05)
tsy tokony efa mahazo mampirafy ara-dalàna amin'izay ve ny lehilahy ?
Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy ma... tohiny
novalian'i primorh ny 19/11/2011 11:57
midjoh ( 18/05/2011 07:58)
fille fidèle ça existe encore ? VEHIVAVY HIARAHANA = VOLA HANANANA
Ny vehivavy ankehitriny dia tena matin'ny vola! Mampalahelo sniff ! za mipetraka aty tamatave fa mahatsapa sy mahita fa raha vao misy vazaha mikôty sipa gasy dia tsy maintsy zakany.Tsy hoe ilay vazah... tohiny
novalian'i euh ny 08/06/2011 09:24
midjoh ( 24/01/2008 11:36)
Avy aiza ny ratsy ?
Heverina fôna mantsy h@zay fa avy amin'ny devoly ny ratsy. Ka iza ary no nampanao ratsy ny devoly na satana ??? :-w Tsara ho marihina fa Andriamanitra no nahary izao rehetra izao ary Izy tsy Hamor... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2008 22:49
midjoh ( 19/01/2008 13:24)
AZA MBA MARINA LOATRA hoy ny Baiboly !!!
Fa maninona misy zavatra CON-tradictoire otran'izao ny ao anaty baiboly e ? (tena hita mihitsy fa tsy ny tena ny baiboly tonga aty Dago na diso fandika ry zalà) Maninona sakanana tsy ho marina koa... tohiny
novalian'i prime ny 05/02/2008 12:26
midjoh ( 17/01/2008 12:21)
Aiza moa no misy ny fianarana BOXE ???
Za lesy tena namboarina bandy zay de tena mila manao "VENGENCE" ka mba atoroy toerana fianarana BOXE. Lery aloa voako matetika fa tsy ampy COUP ny totondriko dia otrany tsy de nanina izy. Fa ra za m... tohiny
novalian'i kiadi ny 19/01/2008 22:54
midjoh ( 17/01/2008 12:03)
FA MANINONA RARANA NY FAMAROTANA TAOLAM-PATY ???
Tsy azoko mihitsy ny anakanana ny famarotana taolam-paty. Ilay olona maty efa tsy hiverina intsony (za tsy mino razana mitahy zany) ka tsy aleo ve avadika CHIFFRE, satrin'ny fianakaviana mba millionna... tohiny
novalian'i endrika01 ny 26/01/2008 17:50
midjoh ( 17/01/2008 12:03)
NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???
Sendra an'ireny olona mpizara boky kely mitory ny tenin'Andriamanina ireny aho ka nanontaniany hoe : - "Iza no mpanapka an'izao tontolo izao" dia novaliako tsotra zao hoe : ANDRIAMANITRA - "Diso iza... tohiny
novalian'i cutie ny 06/02/2008 14:55
midjoh ( 16/01/2008 16:14)
Otrany nilay ihany ny fiainana raha tsy nisy vevavy an !!!
Ny vevavy aloha hatramin'izao dia OLANA manokana ho an'ny bandy rehetra, satria : 1) - Tsy maintsy kôtina vao mahalala mitia. 2) - Tsy maintsy tambatambazina vô tamana 3) - Tsy maintsy hampihaing... tohiny
novalian'i anja123 ny 30/01/2008 11:43
midjoh ( 16/01/2008 07:51)
AMIN'IZA MARINA KAY NO TOKONY HIVAVAHANA ???
Tsy haiko intsony hoe iza no tena Finoana Marina fa otrany ndraindray marina, ndray ndray otrany BUSINESS ny egliz !!! :evil:... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:48
midjoh ( 14/01/2008 09:25)
Mba mahery marina ve ny ODY GASY ???
Raha ny amiko aloha dia resaka fotsiny ireny e ! :^)Amin'izao andron'ny "TECHNOLOGIE" zao ve dia mbola hisy ihany olona mino an'izany ??? efa hita fa tsy mamely io dia tokony hajanona amin'izay fa TS... tohiny
novalian'i midjoh ny 16/01/2008 07:31
midjoh ( 08/11/2007 09:32)
Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay
aleo tonga dia teneniko. ra ny tena marina dia tsy mety ny miteny hoe " tiako @ FOKO manotolo ianao ry malala" satria tsy ny fo no miteraka EMOTION zany mitsy fa ny saina no mamolavola ny zavatra mitr... tohiny
novalian'i midjoh ny 27/12/2007 07:59
midjoh ( 20/06/2006 13:04)
Misy fiangarana ny fiainana mba marina !!!
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihit... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1135