Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i menakely, milahatra araka ny daty
menakely
(
30/09/2005 11:55)
MITADY NAMANA!
Salut daholo,
Raha mba misy mahalala an'i VIRGINIE na surnom SEKELY(2 eme sous sol achrafiet); mipetaka AMBOHIBAO(TANA) dia mba ilazao izy fa tena akama bonne saingy very ny adress-ny taty @ko,
merc...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 04/10/2005 04:32
menakely
(
28/09/2005 19:36)
MITADY AVOCAT na MAITRE
Sao mba mahalala Avocat na Maitre gasy eto Paris na banlieu re tompoko anareo fa tena misy ilako azy maika,
misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i pitchou ny 14/10/2005 06:44
menakely
(
28/09/2005 19:33)
MITADY AVOCAT na MAITRE
Sao mba mahalala avocat na maitre gasy eto paris na banlieu re tompoko anareo fa tena mila torohevitra mafy mba tsy ho solafaka.
Merci d' avance!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/10/2005 15:01
menakely
(
28/09/2005 08:06)
Mba mila hevitra @ tsika vehivavy
Aminareo moa ve mba mandaitra ireny appareil ampetaka @ vatana pour muscles ireny,de marque inona no tena tsara fa tena ohatra tena tsimisy mihitsy fotoana handehanana hanaovana sport @ club ireny ,a...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 30/10/2005 14:45
menakely
(
20/09/2005 14:53)
MISY RAHA LA TERRE!
Misy raha la terre eto Paris,
Tantarako raha anareo,misy Gasy sasany eto Paris tsy tehalala Gasy mihitsy,nisy Gasy 2 hitako tao @ Metro nifampiresaka t@ teny Gasy taitra kely zaho @ny maha Gasy de ni...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/10/2005 15:08
