Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mazavaloha, milahatra araka ny daty
mazavaloha ( 26/05/2007 00:21)
fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto. nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana.... tohiny
novalian'i cutie ny 08/06/2007 23:22
mazavaloha ( 26/05/2007 00:15)
TSY NY AKANJO NO MAHA MOMPERA
Mahavariana dia mahavariana ary dia tena mahavariana fa, Ny mpitondra fivavahana dia olona itokisan' ny olona, hametrahan' ny olona fitokisana ka na ny tsiambara-telo faran'izay lalina indrindra aza ... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2007 23:16
mazavaloha ( 14/05/2007 03:12)
IO Anay amin' ny iTunes Music Store
http://phobos.apple.com/WebObjects/MZStore.woa/wa/viewAlbum?id=12017 ALAIVO EO NY ORONAN-KIRA voalohany navoakan' IO Anay. Arenesanao an' i Tessa, Mazavaloha, RaDoda, Olombelona Ricky, Vonoafo, Lou... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 07:31
mazavaloha ( 17/04/2007 07:09)
mazavaloha live journal
mba mametraka zavatra hoantsika malagasy ny tarika Mazavaloha. Tsara raha mba mahafantatra an' io hevitra io isika na dia kely aza fa hanampy antsika io: http://mazavaloha.livejournal.com/profile ... tohiny
mazavaloha ( 17/04/2007 07:06)
mazavaloha live journal
ito koa mba jereo mba mametraka zavatra tsara hoanareo aho fa tsy varotra io akory fa zavatra tsotra ary tena tokony hotsapan' ny tsiraidray : http://mazavaloha.livejournal.com/profile misaotra... tohiny
mazavaloha ( 13/04/2007 08:06)
aiza ary io hoan' izay mahalala mahazo zeuro sy fitiavana b?
[IMG]http://i162.photobucket.com/albums/t273/mazavaloha/IMG_0993.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/04/2007 12:45
mazavaloha ( 24/03/2007 08:17)
IO ANAY PRODUCTIONS MANOLOTRA ANAO "MADAGASCAR SPEAKS"
MAZAVALOHA "MADAGASCAR SPEAKS" www.myspace.com/mazavaloha www.myspace.com/ioanaymazavaloha misaotra ary mankafiza. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.02